fanasana
1. kala
(
14/03/2006 16:54)
Tao amin'ny tranon'ny Pasitera no niseho ny tantara. izany hoe ry Pasitera mihitsy no nanasa olona betsaka hisakafo atoandro indray alahady.
tsy afaka nilalao i Bary (azafady raha misy ps na anaranareo io an!) fa nanampy an-dreniny nahandro...:(
rehefa hisakafo amin'izay dia anjaran'ileiry ny hivavaka ny amin'ny sakafo...
Bary : neny â! inona hoa ny vavaka ataoko fa zà ange :oops: ny vahiny ê!
Neny : shhhh enao ity kou!reny efa noteneniko matetika ireny atao fa tsy maninon re na miverimberina aza ê!
Bary : eny ary ê!
..................
Bary : Andriamanitro ô! naninona ary no mbola nanasa ireto olona bedabe reto ndray zahay????
:roll::roll::roll::roll::roll::roll:

novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:21
2. Herimiafina
(
14/03/2006 17:07)
Tena marina ny an'ilay kely kou, be ny denominatera de lany zara ny sakafo! hehehehe=))=))=))=))
7. pissoa
(
14/03/2006 17:27)
Hihihi, hay mou tsy hain'ny lah zany. Tsy haiko koa izany :roll::roll:
16. kala
(
15/03/2006 07:43)
misôtra betsaka fa raha vao mbola misy miteny eo we "mahita njy ry kala" de mbola misy hatsikana masaka ndray eo!:-D:-D:-D:-D:-D