ketrika mora kely

1. rafozanasket ( 14/03/2006 16:28)
Misy paoma 8 dé misy maivana ny iray aminireo, dé ianao tsy afaka mandanjà mihoatrany indroa amina balance. Dé ahoana ary no afataranao hoe ity na iry lé paoma maivana?:!:/:/
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:32
2. diamondra27 ( 14/03/2006 16:45)
sao de tavela teo @ tenda le poma klé
3. vancleef ( 14/03/2006 20:20)
Asiana telo avy eo @ mozana :
- Raha mitovy lanja dia iray @ ilay roa ambony dia hatao eo @ mozana ireo roa ambony da ilay maivana
- Raha tsy mitovy lanja ilay telo dia iray @ ilay telo maivana dia avy eo dia avy eo hasiana iray avy eo @ mozana raha mitovy lanja dia ilay iray ambony raha tsy mitovy lanja dia ilay maivana
4. Veloo ( 15/03/2006 00:29)
:-w:-w:-w:-w aleo aloha hieritreritra..:-D
5. kala ( 15/03/2006 07:48)
fanin ndray zà tamin'iny :-w:-w:-w:-w

posy aho aloha :-$
6. rafozanasket ( 15/03/2006 09:08)
Ary raha indray mandanja fotsiny?
7. Veloo ( 15/03/2006 16:31)
hummmmmm:-w:-w:-w
8. vancleef ( 15/03/2006 22:18)
>>>Ary raha indray mandanja fotsiny?
Mathématiquement tsy misy fika mihintsy! Ny afaka hatao dia efatra isakin'ny lova an'ny mozana dia @ ilay maivana maka iray ianao dia 1 chance sur 4 (25%) marina. Raha mahita valiny indray mandanja fotsiny i rafozanasket dia mahazo Fields Medal (équivalent ny Prix Nobel @ mathématiques)
9. Veloo ( 16/03/2006 20:22)
10. kala ( 17/03/2006 09:07)
vancleef >:-w:-w:-w:-w fanin ê!
11. Veloo ( 19/03/2006 03:46)
:°)
12. rafozanasket ( 20/03/2006 14:13)
vancleef:

>>>Ary raha indray mandanja fotsiny?
Mathématiquement tsy misy fika mihintsy! Ny afaka hatao dia efatra isakin'ny lova an'ny mozana dia @ ilay maivana maka iray ianao dia 1 chance sur 4 (25%) marina. Raha mahita valiny indray mandanja fotsiny i rafozanasket dia mahazo Fields Medal (équivalent ny Prix Nobel @ mathématiques)

Mety ihany koa raha indray mandanja, maka balance fandajana olona reny ianao, dia apetraka eo alouha ny paoma ray, dé ampiana iray indray tsy alana lé paoma ray aminio, dé ohatran'izany foana dé hitanao aminy lé lanjany avy eo lé paoma maivana

13. Veloo ( 20/03/2006 20:58)
:-D:-D
14. kala ( 21/03/2006 06:29)
rafozanasket > ahan! :wink::-$=D8)
15. Veloo ( 21/03/2006 21:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3461