Volks Wagen Concept A

41. Herimiafina ( 22/03/2006 14:37)
Kay leity e! Ao ary re ry cutie kely an! :-*:-*
42. cutie ( 22/03/2006 14:43)
herimiafina tsy mahazo miaraka aminay sy fiffi :twisted:
43. Herimiafina ( 22/03/2006 14:46)
Vao maika favy knou, aleo izaho sy DM iray fiara hafa! hehehehe=))=))
44. cutie ( 22/03/2006 14:48)
ie,@le SUV mpandanylasantsy:-D:-D:-D:-D
45. Herimiafina ( 22/03/2006 14:54)
Oay, izay mahintsiny no tena reveko, le lasantsy be laniny iny, de le vitessy de le sipa ataoko ao anatiny! hehehehe=))=))
46. cutie ( 22/03/2006 14:56)
:-D:{:{:{:{ soa ihany za tsy ao
47. Herimiafina ( 22/03/2006 15:01)
Sady zah tsy manana siege bebe atao anatin'ilay SUV, hehehehehe=))=))
48. Fiffi ( 22/03/2006 15:39)
Vao maika favy knou, aleo izaho sy DM iray fiara hafa!
hay ?:roll:
49. Fiffi ( 22/03/2006 15:40)
dia iza hono ilay sipa ataonao ao anatiny ?
50. cutie ( 23/03/2006 12:38)
fiffi :-D:-D:-D:-D:-D iza njay aza hoy njy :wink:
51. Fiffi ( 23/03/2006 17:10)
cutie: ka ndry niteny hoe soa ihany za tsy ao i Herimiafina maka an'i Dm de zah zany tavela irery eo :(:(:(:(:(
52. cutie ( 23/03/2006 17:19)
ka tsika sy njy efa any @ le ray fa ry zareo any @ le SUV anie e
53. Fiffi ( 23/03/2006 17:33)
:-D:-D:-D:-D oufffffffff zany an! :-D:-D:-D
54. cutie ( 23/03/2006 17:38)
ie :-D:-D:-D:-D
55. Herimiafina ( 23/03/2006 19:45)
Mba miraisa hina tsara moa ry Fiffi sy ry cutie fa otsan,ny maivana be izany ny adversanay sy DM an! hehehehehe=))=))
56. Fiffi ( 24/03/2006 05:41)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9701