Volks Wagen Concept A
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
21. Herimiafina
(
20/03/2006 19:29)
Loza marina fa tonga hjatraty le pissoa ary amin,ny hyatsikana ary1
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
26. Fiffi
(
20/03/2006 20:50)
io zao malalaka be de misy toerana tsara hasiana an'i Herimiafina rehefa mamo izy :-D:-D:-D:-D:-D:-D sa tsy izany ry cutie ? :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
30. Fiffi
(
21/03/2006 11:34)
pissoa: ndryyyy tsy hita eh! mba tsy mahafoy andry kosa akia izy dia maninona aza ?:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
31. cutie
(
21/03/2006 16:14)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 20-03-2006 23:51:56
Lohateny : Re : Volks Wagen Concept A
Ahoana injy amin'ity?
http://www.chron.com/class/cars/featuredvehicle/060505.html
vo maika loza, tsy tian'io za:-D
fiffi, ariana eny andalana izy ka refa mamo:-D
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
32. cutie
(
21/03/2006 16:19)
fiffi, herimiafina, ohtran'ty le mini:
http://www.e46fanatics.com/phorum/attach/e46_new/mini.jpg
tsy antonona antsika 3 mitsy :-D:-D:-D
http://www.e46fanatics.com/phorum/attach/e46_new/mini.jpg
tsy antonona antsika 3 mitsy :-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
33. Herimiafina
(
21/03/2006 17:35)
Io sarety kely io ve ry cutie no mba hitondranao anah klé? hehehehehe=))=))
Lenga kanjony fa favy be koa ireny Mini Cooper kelinjy ireny e! Mister Bean moderna, hehehehe=))=))
Lenga kanjony fa favy be koa ireny Mini Cooper kelinjy ireny e! Mister Bean moderna, hehehehe=))=))
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
34. Herimiafina
(
21/03/2006 17:36)
cutie:
fiffi, ariana eny andalana izy ka refa mamo:-D
De siora ve njy fa tsy hiverina i Fiffi avy eo haka anah de hiara-hisotro amiko? hehehehe=))=))
![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
35. Fiffi
(
22/03/2006 06:42)
cutie: antonina antsika akia io raha tsy mamo i Herimiafina ka mi-baha-toerana be ah! :-D:-D:-D
Herimiafina: an3 tsy hanary anao izany aho an! manjary :( eo zah koh! fa inona aloha ny sotrohintsika eh! miankina @ io fa raha tsy zany tsy lasako an! tsy sarety kely kosa io eh! :-D:*:*
Herimiafina: an3 tsy hanary anao izany aho an! manjary :( eo zah koh! fa inona aloha ny sotrohintsika eh! miankina @ io fa raha tsy zany tsy lasako an! tsy sarety kely kosa io eh! :-D:*:*
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
36. cutie
(
22/03/2006 13:35)
za tsy hitondra anareo fa ataonareo sarety kely kosa ve le mini :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
39. Herimiafina
(
22/03/2006 14:19)
cutie: ao ary atao hoe kalesa raha tsy tinjy le hoe sarety e! hehehehehe=))=))