hisaraka sa tsia

21. diamondra27 ( 13/03/2006 06:23)
cazal: indro kely fotsiny an! aza atao manafitohina; raha manome verset biblika enao de soraty le izy fa misy namana any ampiasàna ry zareo no mijery ny dinika (toa an'i M.....ohatra):-D:-D:-D
merci
22. vegas ( 13/03/2006 07:05)
diamondra27:

cazal: indro kely fotsiny an! aza atao manafitohina; raha manome verset biblika enao de soraty le izy fa misy namana any ampiasàna ry zareo no mijery ny dinika (toa an'i M.....ohatra):-D:-D:-D
merci

Efa nomeko lé izy ka.

23. Fiffi ( 13/03/2006 07:34)
:roll:
24. soasoafy ( 13/03/2006 07:41)
Tsy vahaolana ny mamono tena fa vao maika fahotana mahafaty.Ny tokony hataonao de izao,avelao izy ampiditra divorce, ny zanakao jerena,ianao ko ange afaka mitady namana e,ataovy ohatra ny tanala very sampy ka ny manova no mety,betsaka ny agence matrimoniale eto Tana,manatona an'ireny de any mitady,fa mety hahita ny tena mifanaraka aminao ianao any.Io ko ange misy signe zodiac mety mifanaraka sy mifanipaka e,mety ho rano sy afo ny signe-nareo mivady de tsy afa-miaraka fa mifamono, fa rehefa mitady namana de jereo ihany ko le signe mety mifanaraka aminao.Mahereza aky endrika a
25. soleil ( 13/03/2006 08:32)

Bjr Endrika ,

Tsy dia namaky loatra ny tena voasorat'ireo namana teo aloha fa ny zavatra tiko lazaina aminao de izao , tsy vaha-olana aloha ny famonoan-tena sy ny fisaraham-panambadina , indridnra raha ny antony isarahana no jerena , tsy sanatria manamaivana an'izany aho akory fa misy ary ireo tokantrano maro mijaly lavitra kokoa noho ianao nefa mbola mijoro sy eny ihany ,

ny azo atao aloha dia miresaha , anontanio ny tena antony , ary ny lehibe indrindra mivavaha , ataovy ao an-tsaina fa manana ny lalany tiany hitondrany antsika Andriamanitra ary mety natao hanefena sy hisedrana anao izao ,

mora hoy ianao angamba ny miteny hoe aza misaraka fa tena mangataka anao aho aza manaiky izany lalana izany , mbola maivana ho'ho zany mihoatra ny hafa , asehoy fitiavana foana ny vadinao na inona na inona lazain ary raha efa nampiditra nyt divorce marina izy aza manaiky hatramin'ny farany ,satria tsy maintsy mbola hanontanina ny antony , tsy hoe akory tratra nijangajanga ianao no matahotra ny hanao tsia fa dia mahereza ianao

mijaly ny ankizy fa ihafio ihany aloha , Andriamanitra rahateo tsy mampitondra izay tsy zakanao , mivavaha Antsoy Aho HOY Izy dia hovaliako ianareo .

MAHEREZA
26. Fiffi ( 13/03/2006 08:50)
dia izao koa an! rehefa sanatria ka tsy mety mihintsy fa tsy maintsy lasa hiany io fisarahana io dia mis fotoana izay homen'ny juge hiheritreretana ho an'ny tsirairay ka hararaoty @ i koa ny firesahana fa hivavaka ho andry aho mba tsy ho tonga @ io fisarahana io aloha an!
27. diamondra27 ( 13/03/2006 09:39)
soleil: ka le toetrany hono no tsy zakan'ny vadiny kouu. Tu es le SOLEIL de ma vie.... de efa mifankahita 'zany ny tia sy ny manina sa ahoana?

Fa inon tokoa aloha zany toetran'ny endrika tsy tantin'ny vadinjy zany e! sao de mba pretexte fotsiny, de lasa harcement moral sy fanambaniana no ataony haha-perdre ny confiance anjy...
Aza manaiky ambaniana zany fa na lhl na vhv de samy manana ny valeur-ny doly ny tsi 1-1.
Matoa tonga teto antany de misy antony 'zay fa tsy misy oe: olonkolompoana zany
28. bilakarenjy ( 13/03/2006 14:34)
alohan'ny tena ahatongavana amin'ilay divorce aloha dia ity misy fomba iray atoroko anao ry endrika mba hialana nenina aloha .Raha manana namana na sakaiza na koa raha afaka misitaka kely herinandro ianao sy ny zanakao dia andramo kely hoe .Avelao irery ao an-trano ao ny vadinao ,fa raha toa vao maika mahazo aina izy dia efa tena tsy izy intsony izany ny fiainan-tokatranonareo ,fa raha toa kosa ka misy tsiri-kevitra miseho dia anjaranareo indray ny sisa :-*:-*:*:*:*.Tsy hiditra amin'izay mampifanditra anareo aho fa kosa mandefa ny eritreritrareo kosa ny amin'ny tokatranonareo sy ny zanakareo .Ny alina mitondra fisainana fa diniho tsara ny fanampahan-kevitrareo.
29. Veloo ( 13/03/2006 17:09)
30. diamondra27 ( 13/03/2006 17:55)
endrika : aiza enao e!omeo signe de vie zahay!
sô de tena namono tena tokoa an!

'Za tsy misangisangy @ olona dépressif(ve) tahaka izao an! tena possible mihitsy nge oe: mandalo le fisainana te-hamono tena fa aza manao an'izany ho'aho

azonao hidirana xxx ato @ serasera raha tena tsy tantinao ny manjo anao kanefa te ho-vider-nao ny fahorianao sy mba hahazo torohevitra enao.

De misy maromaro ihany koa ny namana ato refa tena resaka sérieux de azo anoratànao manokana any @ hafatra

tongava haingana njy ry endrika an!
31. Fiffi ( 13/03/2006 21:42)
endrika: raha toa ka hoe ny tsy fahatantesana ny toetrandry fotsiny no hanaovany fangatahana fisarahana dia ho very izy fa tsy misy mpitsara hanaiky an'izany , raha aty ivelany aloha ndry an! satria efa naka renseignement t@ avocat mihintsy aho , ny fisarahana dia tsy maintsy misy antony mivaingana ohatra mamitaka sns... fa raha hanontany ny vadindry ny juge hoe pour quel motif la demande ? dia ho hitany eo fa tsy misy fitombenany izany.Mba omeo vao2 akia izahay an!
32. kala ( 14/03/2006 10:54)
miandry andry akia ny namana eto @ serasera a!

marina mihisty io tenenin'i diam27 io hoe maka confident(e) ifampizarana ny tena tsy zaka raha toa ka tsy tianao ho hita eto ny tena zava-misy eo @ fiainanao...:wink:

ary raha ny tena namana dia afaka manampy na dia toro-hevitra kely fotsiny aza.

mba tongava moa eto miresaka eny na dia :D dia ampy

33. Veloo ( 15/03/2006 02:08)
34. kala ( 15/03/2006 12:21)
veloo angaha nifanena t@ endrika sa nanin?:wink:
35. diamondra27 ( 17/03/2006 08:39)
vegas,cazal : merci
36. dadabe ( 17/03/2006 17:20)
hummm :*
37. kala ( 18/03/2006 07:21)
endrika no miresaka hoe hisaraka kou ddb no mandefa :*:*

sa mana-point sûr.:wink:

endrika > mba tongava akia de lazao ny tohiny â! sa efa nilamina kosa ê! de aplikena le an'ny dadabe io ambony io. Okay :D
38. Fiffi ( 20/03/2006 06:14)
mba omeo vao2 akia izahay ry endrika an! :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1978