Nakatona tanteraka ny fiangonana EURD

21. Fiffi ( 19/03/2006 17:59)
raikitra izany.:)
22. Achia ( 19/03/2006 19:44)
Ptr 2002 tena mpamitaka marina zany enao ve tsy mpiangona ao @ de hakany 10% maika fa ny mpiangona ao zany tsy ho 100% :°)
23. Fiffi ( 19/03/2006 21:00)
tena mahagaga tokoa izany an!
24. marozevo ( 20/03/2006 20:51)
Mahereza ary isika mitory ny lala-marina atoron'Andriamanitra. Tsarovy ilay tantara kely indray andro raha nahita ireo mpanao rakitra i Jesoa sy ny Mpianany : Lazaiko marina dia marina aminareo fa io mananon-tena io, no nanao betsaka, satria ny azy ny ainy manontolo no natolony. Izany hoe tsy misy didy na barème, fa izay vokatry ny fo eh... Izay no famonjena ho antsika.
25. dadabe ( 21/03/2006 08:14)
marina izany marozevo oo
26. Fiffi ( 23/03/2006 06:12)
vokatrin'ny fo , marina tokoa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2192