Marc RAVALOMANANA ne s'est pas montré manchot !
41. fijo
(
24/03/2006 21:07)
tsy vahaolana mihintsy ny mandositra,na eo anatrehan'ny inona izany na inona;aleo mihatrika ny olana,fa tsimaintsy mivaha io.isika koa aza manantena zavatra eo no eo e.
42. pisopiso
(
25/03/2006 18:07)
Ity ary misy tarikevitra ankiray omeko anareo (...avy amin'io tany io ianao ka tokony hiverina amin'io tany io..)ny tiako ho lazaina dia na ny rano sotroina na ny sakafo hoanina dia avy @ io tany io daholo!! manana harena isika satria ny tanintsika mahavokatra sy lonaka!!! ka diniho tsara zay hevitra izay fa na iza na iza eto ambinin'ny tany tsy maintsy misotro rano sy misakafo isan'andro (na i georges bush, na ny pape, na i ra8, na i Ratsiraka, na i michaël jackson?sns...) ka avy aiza ary ny sakafo (avy @ tany) eny fa ny sakafo hoanin'ny vorona manidina aza mbola avy @ tany na ny sakafo hoanin'ny trondro anaty rano mbola avy @ io tany io daholo zany... ka dia mahaiza ary mandinika mitady izay vahaolana mba hiaraha midinika eto..
43. jamal
(
27/03/2006 05:09)
Mba vehivavy indray nama mba hapetraka eo aprè-s 2nd mandat ndravalo a
