MR RAVALOMANANA a reçu une claque de JAMES BOND hier!!

21. xxx ( 15/03/2006 20:56)
Tadiao koa fa ny Banque mondiale sy ny FMI dia mitady ny tombotsoany. Tereny ho privatisé-na daholo ny orin'asa mpanjakana de omeny vola avy eo. Avy eo ny fanjakana miandry vola avy any @ dry zareo sisa atao, ary manaiky izy holazainy hatao momba ny resource misy any amin-tsika hotombotsoa dry zareo.
Raha za manokana aloha de tsy azokazoko ny BM sy ny FMI, tokony tsy miaramiasa aminy état malagasy de mba miezaka mamelo-tena @ zavatra misy ( Taxes, impôt, hetra isan-dahy sy isan-bavy ( efa mitozy zo)) ny resource betsaka eto amintsika, fa milà mifehy kibo aloha @ izay.
BM+FMI=mpampahantra
22. fijo ( 16/03/2006 04:35)
izay mihintsy,ny tena tsy mety wa dia le fomba fiasany;tereny hitovy ny zavamisy aty europa sy ny any afrika.tsy mba misy fandinihana fa dia terivaimanta fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7133