MITADY VAHAOLANA SY TOROHEVITRA

41. Fiffi ( 28/03/2006 11:40)
soleil: marina ny andry an! ary Ny Tompo anie Homna sy Hitahy anareo lanlandava. Dia mazotoa foana akia an! :-*:-*:-*:-*
42. ninimalala ( 31/03/2006 10:48)
soleil : inoko fa mba efa miha tsara ny fifanankalozankevitrareo mianakavy kely. Hitanao marina fa ilaina ny manana Namana fa izao an, omeko ohatra ianao taomy ny ankizy andeha hiara mijery spectacle ohatra na tena manokana fotoana maromaro hiarahanao aminy. Izao anie mantsy e, ny dada efa tsy eo an, de tena misy banga be ny fiainana, noho izany an, i Neny tsy maintsy sady dada no Neny. Miaraha milalao aminy arao ny reviny hoy ny fiteny ankehitriny fa mety io, kanefa kosa aoka tsy hivona amin'ny tsy tokony ho izy. Minoa ahy ianao fa mety io ary tsy maintsy TAFITA ny tanjona.
Mirary soa mandrakariva
43. Fiffi ( 01/04/2006 06:07)
mety koa angamba io nefa moa nohon'ny taonan'ny ankizy mety ho sarotra hiany nefa andramo hiany eh!
44. soleil ( 05/04/2006 15:05)
ela aho tsy namaly fa mandalo fotoana sarotra dia sarotra be zà zao ,tsy tiako lazaina sy ambara eto fa mino fotsiny aho fa ho soleil toy ny pseudo ny fiainana rehetra ao aoriana , ankinina amin'ny Tompo daholo ny rehetra , misaotra ny namana rehetra namaly sy manohana isan'andro

soleil
45. Fiffi ( 05/04/2006 15:31)
misaotra nanome vao2 akia ry soleil an! fa ho hitandry fa tsy nataontaondry fotsiny t@ zao io ps soleil io fa minoa ary mivavaha fa hamiratra tokoa io an! [IMG]http://www.smiley-online.com/images/gif/amour/vignette/thumbnails/tibisou_gif.gif[/IMG] [IMG]http://www.smiley-online.com/images/gif/amour/vignette/thumbnails/twark_gif.gif[/IMG]
46. ninimalala ( 09/06/2006 03:33)
Soleil o matoky anao za, tsy maintsy tafita ireo

Mazotoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0858