Tazo Toamasina (araka ny fijerina dokotera iray)
42. watafon
(
27/04/2006 17:10)
Vitamine C ihany angamba no tsara hohanina k ! io mantsy no mampitombo ny hery fiarovana ao anatintsika e! d tokony ho mailo zany isika ao afovoantany ao @ kaikitry ny moka raha izany an !
45. Fiffi
(
29/04/2006 05:48)
wata: de mba omeo vao2 avy any eh! mba nanao ahoana hiany aloha @ zao fotoana izao ?
46. watafon
(
29/04/2006 17:35)
k tena tsy misy vaovao miainga mitsy ange amza e! na resaka statistika aza tsy mbola nahita zaoe firy marina no narary d firy ny maty kou !!!
58. mimich
(
10/05/2006 07:38)
Fiffi> ie , zany no mapa-fijo azy
fijo> de amoronana v???? maha be kibo
fijo> de amoronana v???? maha be kibo