Tazo Toamasina (araka ny fijerina dokotera iray)

21. Fiffi ( 17/03/2006 06:18)
rapala: ka izay indrindra hoy aho an!
22. pavy ( 06/04/2006 05:00)
ary ahoana moa manavaka ny dingue sy chikungumya?
23. Fiffi ( 06/04/2006 05:17)
aleo miandry ny mpitsabo hamaly , aiza ianareo ry wata ahhhh, ry toubib ko ?
24. watafon ( 06/04/2006 09:01)
ito za k !
pavy:ny karazana virus mitondra ny otrik'aretina no mahasamihafa azy e! fa ny fisehony mitovitovy mihitsy k ! ny karazana moka mamindra azy tsy mitovy fa famille iray ihany ! Aedès no anarany !!
25. Fiffi ( 06/04/2006 12:58)
mbola hafa hiany rehefa tonga ny mpitsabo fa tonga dia mahazo valiny mahafampo :)
26. watafon ( 08/04/2006 14:47)
Fiffi::oops::*:*
27. Fiffi ( 09/04/2006 06:37)
ka marina kosa anie io eh! :*:*
28. watafon ( 11/04/2006 10:55)
sôtsa e! :*
29. Fiffi ( 11/04/2006 13:33)
:oops: :*:*:*
30. watafon ( 22/04/2006 15:16)
:*:*:*
31. Fiffi ( 23/04/2006 05:40)
wata: lazain'i fijo eo indray hoe tena niandry tanana marina isika ka hoe nalehony hono niandry tanana ko! :-D:-D:-D:-D
32. watafon ( 26/04/2006 03:32)
hitako mihitsy iny k ! i fijo anie iny e! :-D:-D:-D
33. Fiffi ( 26/04/2006 04:49)
wata: :*:* :-D:-D fa mba misy vao2 ve aloha momba an'io ? toa tsy henoheno intsony indray.
34. mimich ( 26/04/2006 05:48)
ka loza fa voan\'io tazo io zany ny ao an-tranonay anie ee!!!! nefa eto tana, fa ny niantombohany de nisy cousin avy nanao voyage d\'études tany am sud est
de na ny fanafody nomen\'ny dokotera aza de oh 2 ireo.
35. watafon ( 26/04/2006 12:35)
zany v ry mimich ? tsy d maheno resaka intsony alou zae! ny any tamatave tô mba efa nihena ny olona marary alou e!
36. salohy ( 26/04/2006 13:04)
slt daholo e!
Fa sao de mba tazo tsotra kosa zany misy eto tanà nahazo ny havanareo zany fa raha araka ny henoko de toa hoe tsy misy io dingue raha vao toerana latsaky ny 20° sa moa 25° izy zay fa @ tany mafana no tena hipetrahany! fa i vavatenina aza hono "hono an! fa za tsy tany" de efa tsy misy! asa aloha e!! fa ny aza voany ihany aloha e!
37. salohy ( 26/04/2006 13:09)
mba omeo vaovao farany ho an'izay mahalala fa ny anay zao ny zokinay sy ny zanany efa saika voa an'io dengue daholo any toamasina any! fa ny hisaorana an'Andriamanitra aloha de mbola velon'aina soamantsara ry zareo e! de vitamine sy calcium hono no hanina ehefa mahatsiaro ho vizana fa rehefa vizaka enao zany de tena mora andairany tsara miitsy e!
38. Fiffi ( 26/04/2006 15:27)
wata: tsy efa ho hangatsiaka ve akia any zao ?
39. watafon ( 26/04/2006 16:35)
Fiffi: any tanà oui ! fa aty morondava mbola mafana tsara k !
Salohy: misaotra @ fanazavana e!:-*:-*
40. mimich ( 27/04/2006 07:52)
wata, salohy> tena misy marina ee!! no imprimerko mihitsy io fanazavana eo ambony io de nentiko tany an-trano novakian-dry zareo fa tena nanaiky izy. fa de ny aza voany ry zareo ahhhh hoy ireo avy narary .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1607