fa misy ve no nateraka hijaly eh !!!!!!!!

21. Fiffi ( 05/04/2006 18:01)
soleil: :-*:-*:-*:-*:-*
22. miantra ( 06/04/2006 10:27)
Izaho dia manamafy ny hevitry ny namana rehetra hoe tsy misy nateraka hijaly izany.

Mba ampianaro mijery ny lafiny positif eo @ fiainany ilay namanao(oh: salama izy, manana namana, ...). Betsaka ny olona tsy manana na dia ireo roa notanisaiko ireo fotsiny aza.

Tandremo koa anefa fa misy olona tena ohatran'ny tsy mety azony ny aina raha tsy mitsetsetra azy daholo ny manodidina ary tsy afaka aminy ilay mitaraina (matetika ny olona tsy ampy fitiavana tamin'ny fahazazany no tratran'io) efa karazana aretin-tsaina indray io.

Amiko aloha ny fanafodiny raha mino an'Atra ilay namanao dia manankina ny fiainany tanteraka ao amin'Andriamanitra.

Izay fa mahereza!!!!




23. Fiffi ( 06/04/2006 10:30)
dia hoy ny Tompo "manantonĂ  ahy ianareo izay mavesatr'hentana......"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0953