aza misy mile.., mile.., mileeeeeeeeeeeeefa
1. maditra
(
05/03/2006 17:47)
Ity no voalohany nanaovanao azy.
Nihenjana doly ny hozatrao rehetra eo ampandriana mijery an’ ilay lehilahy. Mitady excuse maro be ianao mba tsy hanaovany azy ity androany, nefa odiany tsy heno. Sady tsy vao androany rahateo ianao no te hiala bala otran'izao. Efa nanontany ianao izy na matahotra be enao, fa naodinkodinao anefa ny lohanao. Na ianao aza tsy mahay izay ataonao.anatona izy, sady nanontany na efa vonona ianao. Nanaiky ianao. Tsy vao izao izy no nanao ity voalohany kanefa ny tanany toa nitsapatsapa be ihany vao nahakasika ilay zavatra. Mikofokofoka be ihany izy ao nefa mitandrina.
Nangatsiaka sady nihenjana ny vatanao manontolo. Fantany fa matahotra ianao, ka nobanjininy lalina ny masonao, ary nanome toky anao izy. Matoky azy ianao satria olona efa za-draharaha izy ka navelanao hosokafany bebe kokoa ny anao mba ahafahany mikofoka tsara. Nanomboka izy rehefa hitany fa nalalaka tsara. Henonao ho maharary be izany ka nikaiky azy ianao mba hanaovany ny azy haingakaingana, kanefa vao mainka izy nihamoramora, tsy rototra. Niezahiny ny tsy hampangirifiry anao loatra. Raha vao nanosika mafimafy sy niditra lalindalina izy, dia henonao ho misy hozatra mikisaka izany, sady misy hoditra mihavaky. Sempotra ianao, toa manaintaina anao daholo ny vatanao manontolo. Henonao ny ra mikoriana, nefa mbola tsy vita ihany. Vao mainka ary fa nihanarary. Tsy tantinao intsony, nakimpinao ny masonao, nilatsaka avy ny ranomasonao. Dia nijanona izy, nibanjina anao indray, sady manontany raha tianao hajanona, fa efa kely sisa hoy izy dia ho vita. Nasainao notohizany. Dia nanomboka indray izy, somary atsofony kely dia avoakany ilay fitaovany. Efa mangorintsana ny vatanao manontolo ka tsy henonao intsony ny fikasony. Elaela dia henonao ho nisy zavatra nihataka tao aminao tao. Notsoahany ilay zavatra. vita!!!
Nolazainy fa ny anao no tena sarotra indrindra tamin’ireo olona nandeha taminy hatrizay, kanefa nahafinaritra azy hoy izy ny fikirizanao. Nitsiky ianao sady mba azoazonao izany ny ainao satria iny nify iny ihany no tena nampanahirana ny sainao. Noraisinao ny tanany sady nisaoranao ilay dokotera nify nikarakara anao. Izay ny fotoana voalohany nandehananao tamin’ny dentiste nanala nify. :-D

novalian'i Veloo ny 09/03/2006 21:16
4. onjah
(
05/03/2006 20:27)
:-DTena mpanoratra tantara mahay nareo an.
Manala nify dia tena vitanareo lava be toy izao no fitantarana azy, sady amin'izay mirindra mihitsy ny fizotry ny tantara.:-D

5. Veloo
(
05/03/2006 20:34)
:twisted:tssssss lapino ko
rehefa lava lotra ny teny gasy lasa very za knou:roll:

12. lapino
(
05/03/2006 21:20)
Veloo, za namaky ka! Fa efa io voasoratr'i maditra io daôly ange le izy e!
=))=))=))
Fiffi:
an3 le nify no lava loatra ka ! :-D:-D:-D:-D
=))=))=))
15. Veloo
(
05/03/2006 21:38)
maditra ntsooooooo:-*:-* eo ary fa vakiko e:-*
lapino a misaotra retsy a:-*
lapino a misaotra retsy a:-*
20. mamzelkely
(
06/03/2006 05:51)
ts mety haiko le izy ry veloo aaa [IMG]http://gs.smiliz.org.free.fr/GS_4f7619a3b7634ef8457f3d3144dfd328.png[/IMG]