madagascar

61. Fiffi ( 10/03/2006 09:47)
lasa feno pub daholo hatraiza hatraiza klé!
62. Veloo ( 10/03/2006 16:06)
adidy a marina zany , fa rehefa mande any anie ry zareo mba mampiditra devise an\'ny Dago e...:wink:
betsaka kosa ny te-handeha any ka sy tian\'i dago ka.

Fiffi loza retsy ko mandreraka beuuuuuuuu ilay izy :-D:-D:-D
63. Fiffi ( 10/03/2006 18:06)
Veloo: :-D:-D:-D:-D
64. Fiffi ( 10/03/2006 18:07)
Veloo ah ! fa aleko aloha mijery pub toy izay ny sary alefan'i bedada eh! :-D:-D:-D:-D
65. Fiffi ( 13/03/2006 20:48)
Madagasika Tanindrazanay , tany sarobidy sy masina tokoa....
66. Veloo ( 15/03/2006 02:27)
:°)
67. Fiffi ( 15/03/2006 05:30)
lovasoa!
68. dadabe ( 15/03/2006 07:29)
fijo> zah toa tsy mba mahazo an'ilay fandaharana letie e, aiza ho aiza ny CCTV (china Central Tele vision)izany ??:roll:
69. fasaly ( 15/03/2006 14:35)
:-D:-D:-D:-D
70. Veloo ( 15/03/2006 17:51)
dadabe a tsy misy any chine retsy a:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2347