madagascar
41. fasaly
(
07/03/2006 17:44)
fa ny tsy haiko wa e! eny firenetsika lay izy, mahantra sns.... fa ny tsy haiko de rehefa manao film momba i madà ny vazà de reny fahantrana be reny foana no haseho aty ivelany aty....nefa mba misy zvtra mivoatra ihany kou na de kely fotsiny aza, hany ka ny fi juger-nalay vazà an'i madà de tena....
sa ve fanairana ny vahiny hanampy ny firenena ireny???:wink:

42. Veloo
(
07/03/2006 18:06)
cutie a inn aky zany mifanabe zany ?
fasaly a zay mihitsy retsy a
fasaly a zay mihitsy retsy a
sa ve fanairana ny vahiny hanampy ny firenena ireny???:wink:
44. Fiffi
(
08/03/2006 05:34)
ilay izy koa anie na dia samy efa mahafantatra aza hoe mahantra M/car dia ao koa aloha ny "exagération" satria eran-tany dia misy avokoa ny fahantrana , jereo fotsiny hiany koa anie ny "inde" eh!
45. cutie
(
08/03/2006 13:36)
Veloo [ Valio ] 07-03-2006 22:06:01
Lohateny : Re : madagascar
cutie a inn aky zany mifanabe zany ?
efa haiko mitsy njy fa hanontany :-D
mifanabe= mifampitaiza, mifanampy, mifanolokolo e.
49. cutie
(
08/03/2006 16:03)
teny gasy io koa
mbola tsy naheno koa njy hoe beazina ve,avy @ fanabeazana io.

55. fasaly
(
08/03/2006 18:09)
raha niresaka tam vazà nahita ny film madà zà de ozy hoe tena mamono pasipaoro tsy natao hanotomana tourist kosa reny sary naseho reny, tsy tokony ireny no haseho fa mba zavatra tsara manitona tourist!, fa izy hono saika ho any madà de ataony ahoana hono ny handalo bidon ville nefa izy hanao vacance fa tsy mandry ny sainy......
zareo koa hono zany raha mandeha fiara de hisy hitifitra gorobaka be otranaly lay bandy mpintrandraka saphiri iny de hitako fa tsy mety ihany raha hisitona tourist lay film:roll::°)
asa kanefa kalou e! zà kou alou tsy resy lahatra lotra e! efa hita fa mahantra zao i madà de reny ihany aseho isan'anjo:cry:

56. Fiffi
(
08/03/2006 19:04)
fasaly: fa betsaka akia ny chaine zao ahitaa reportage M/car fa iny t@ fr3 iny kosa aloha tena tsy hitako mihintsy ny filazan-javatra tsara tao , ny tsingy angamba de zay fotsiny
57. adidy
(
08/03/2006 20:02)
Tsara ilay reportage, mampiseho sombitsombiny @ fiainana any DAgo, na ny tsara na ny ratsy!
Natao hanaitra ilay izy! Mampangoraka ny mijery ny fahantran'ny tanintsika ary ny mampalahelo sy nahasorena kely ahy dia rehefa avy nampiseho an'ilay fahantrana be dia hoe ny vazaha chomera tanaty métro izany no mahvotra ny tanàna! Maninona raha mba naka ohatra fikambanana malagasy miasa ho an'ny malagasy!
Sa ilay hafatra alefa dia hoe ao @ vazaha ihany no vahaolana?
Raha ny vazaha tany ampiasana nijery indray dia gaga ary miaiky fa na mahantra ary ny gasy dia mbola ireo farahidiny no manome lesona @ maha-olona tsy kivy fa miezaka @ izay ananany na fako ary, manana hambo-po, tsy manary ny zanany, ary hita fa velona e ary miady! Iny sakafo kely iny dia mbola niteny hoe manasa hihinana fa tsy ohatra ny vazaha hoe "on va boire un pot" dia samia mandoa ny azy! Raha lesona fihavanana sy fiaraha-monina aloha dia tsy mbola nahita ry zareo! Na ilay olona manangona hanaovany ny famadihana aza satria izay no adidiny! Ny haren'ny kolon-tsaintsika no hitan-dry zareo, ankoatra ny harena voajanahary!

58. Fiffi
(
09/03/2006 06:26)
enganie koa ka mba nahita an'iny reportage iny ireo vahiny mpanao tsinontsinona sy mitsetsitra ny gasy mba ahatonga saina azy ireo ny vokatrin'ny fanaovan-dratsy ny olona.
59. Veloo
(
09/03/2006 19:07)
io dia mi-dependre an'ilay olona nijery ko ka... misy mahatsarra an'ilay film misy ny maharatsy azy arak'ilay lazain'i fasaly etsy ambony:-*
fa isika gasy raha mifankahita amin-dry zareo vaza no tokony mi-encourager andrizareo ande any ...
Tsy maintsy ampisehona anie ny lafin-tsra sy ny lafin-ratsy ny tany rehetra e:wink:

60. adidy
(
10/03/2006 09:16)
Izaho indray aloha ry Veloo tsy mamporisika an-dry zareo ho any, fa raha te-handeha izy mandeha ,raha mila info dia manome aho, fa raha hanabe tarehy any hisehoseho fotsiny satria izy aty tsy alehany dia hanararaotra any fotsiny dia tsy mila azy!! Ary ny mandreraka anie ireo vazaha mpanaratsy ireo ihany no maimay hiverina avy eo e!!!
Raha atao indray hoe devise?? Mampiova mankaiza ny fari-piainan'ny malagasy de base izay latsaina lava hoe mahantra indrindra eto an-tany mankaiza moa izany!!!
Fa misy kosa ny vahiny manaja ny tompon-tany dia raisina tsara!