Tetikasa Baiboly : Fanovana ara-teknika

1. hery ( 02/03/2006 23:20)
Noho ny olana teknika kely dia miova toa izao ny tetikasa baiboly izay natomboka.
Ny Baiboly Katolika dia baiboly.serasera.org
Ny Baiboly DIEM kosa dia diem.serasera.org
Misaotra an'ireo namana mavitrika mampiditra lahatsoratra... ary mbola manainga antsika rehetra hatrany.
Efa 2050/7960 izahay amin'izao fotoana izao ny ao amin'ny baiboly.serasera.org
2. lapino ( 02/03/2006 23:25)
Index of / raha vao manokatra ny baiboly.serasera.org/
3. lapino ( 03/03/2006 00:01)
Io fa mety :)
4. ari.malala ( 03/03/2006 03:50)
Voaray fa misaotra e :)
5. Fiffi ( 03/03/2006 05:15)
misaotra anareo รด ! :)
6. jentilisa ( 03/03/2006 06:50)
Dia mazotoa daholo amin'izay e!
2145 ny an'ny katolika no vita hatreto!
7. ravatorano ( 03/03/2006 07:34)
za d milaza hanoratra nefa hatramin izao tsy mbola maita fotoana foana
ho avy e mety misokatra tsara kah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2134