Andao isika hiditra xxx daholo

461. Fiffi ( 08/03/2006 17:10)
veloo: :roll::roll: fa iza akia izany ?
462. Fiffi ( 08/03/2006 17:23)
463. pissoa ( 08/03/2006 17:26)
bedada, elah lty kondrana ah 8O8O izay rehetra aleha toa misy an'io sary io daholo kle :roll::roll:
464. Veloo ( 08/03/2006 18:09)
fiffi a io lazain'i pissoa io ko ka
465. xxx ( 08/03/2006 18:35)
:-D:-D:-D
466. Fiffi ( 08/03/2006 19:17)
izay wa ry Veloo: rehefa mihetsika zay ny lohan'i bedada dia zao no hataony tsssssss
467. Fiffi ( 08/03/2006 19:20)
efa mivadika ny hatidohan'i dadabe !!!mankaleo be mijery an'ireo sary ireo fa feno azy daholo ny rehetra :twisted::twisted:
468. dadabe ( 08/03/2006 21:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-$:-$
469. diamondra27 ( 09/03/2006 06:16)


de manao bonjour ny namana rehetra :-*:-*:-*:-*
470. mamzelkely ( 09/03/2006 06:26)
takizay mits wa eeeeee, dadabe ty de ts mentsy manondrana fôna [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/col%E8re/vignette1/thumbnails/benou_gif.gif[/IMG]
471. Fiffi ( 09/03/2006 06:40)
:-D:-D:-D:-D:-D
472. sasa ( 09/03/2006 10:46)
za kou aloha d nandalo tato e! angamba tonga d fantatrareo rehetra za kou! :-*:-*:-*
473. dadabe ( 10/03/2006 02:47)
474. Fiffi ( 10/03/2006 05:02)
zay haihay ka mba tsara ! :-D:-D:-D
475. diamondra27 ( 10/03/2006 07:46)
dadabe: :-D:-D:-D:-D
inon 'ty pan carte be 'ty e!:oops::oops:
zà matahotra sao de itambaran'ireo bebe be de be 'reo koa! aleo mipiripirina:wink:

Rehefa sérieux sy tsy séducteur intsony vao alaiko fa andàna aloha manararaotra :-D:-D:-D:-D:-
Ze adinareo sy mamz ao fa zà mpitazana fotsiny
476. Fiffi ( 10/03/2006 07:49)
diamondra: wadrayyy !! fa anga lasa an'i mamz indray ? io ny pankarta ho andry koh! :-D:-D
477. diamondra27 ( 10/03/2006 07:57)
478. diamondra27 ( 10/03/2006 08:01)
fiffi:merci e! io fa novaliako le pan karta beuuu
tsy haihay mitsy nge io dadabe io fa mivadibadika e!
479. mamzelkely ( 10/03/2006 08:10)
diams o ts ho ana le pan carte ka :-D:-D
480. dadabe ( 10/03/2006 08:28)
marina izany mamz a, isika moa samy bahut fotsiny oo:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1134