Andao isika hiditra xxx daholo

321. xxx ( 06/03/2006 11:05)
Ary ahoana kay no fanaovana soratra ngoda be otsan'io SURPRISE io eto amin'ny forum ry bedada? :roll::roll:
322. xxx ( 06/03/2006 11:31)


zelkely io aa:°)
323. xxx ( 06/03/2006 11:49)
pissoa, ka mba mijery fe mo de maninn? aza hitako ka bandy ilay xxx kle!! :lol::lol::lol:
zelkely tô lasa hendry be tampoka teo? Sady lasa mihidy lohalika be kle! :-D:-D:-D
324. xxx ( 06/03/2006 11:54)
ao aza fa ovaiko an ty njay eee


zelkely:°)
325. xxx ( 06/03/2006 11:56)
:-D:-D:-D zah leo fa ela beuuh vo mavita kle!!
326. xxx ( 06/03/2006 12:47)
zay mou zany ts mahay d mijery ftsn no ataonay e
327. xxx ( 06/03/2006 12:54)
eo akia ari. mba manao an!! mety fona io waaaa , korazy akia!!:-*
328. xxx ( 06/03/2006 12:59)
ndryyyy !! jereo io ambony io misy lien nalefan'i lapino dia midira ao dia araho fa mora be ny fanaovana azy an :-*:-*:-*:-*[IMG]http://membres.lycos.fr/dgdd/03/GS_0a00e1b2ff7d79debec63d8319553a39.png[/IMG]
329. xxx ( 06/03/2006 13:07)


zelkely:°)
330. xxx ( 06/03/2006 13:15)
331. ari.malala ( 06/03/2006 13:17)


Ary iza ko io miseho mahalala an'i ari. io.:-D:-D
332. xxx ( 06/03/2006 13:21)
Azafady fa disodido kely eeeee =))=))
333. xxx ( 06/03/2006 13:21)
334. xxx ( 06/03/2006 13:23)
Leo be wa zaaaaaaaaah
Ndao am'zay tsy xxx intsony fa higafy eo zah ny farany kle :°):°)
xxx:
pissoa, ka mba mijery fe mo de maninn? aza hitako ka bandy ilay xxx kle!!
Otran'ny fantatro ny feonao fa tsy tadidiko fotsiny :-w:-w iza mou enao azafady :roll:=))=))=))
335. xxx ( 06/03/2006 13:27)
Hay hadinoko kely :oops::oops:
xxx:
pissoa, ka mba mijery fe mo de maninn? aza hitako ka bandy ilay xxx kle!!
Ka le mijery fe tsy maninn fa le mijery sary no maninn kah :roll::roll:=))=))
336. xxx ( 06/03/2006 13:31)
ari> zah nafantatsa anjy io euuh!! nety amizay zany???
337. xxx ( 06/03/2006 13:36)
338. xxx ( 06/03/2006 13:37)
kiiiiiiiiiiiiiiiiii nigafy le izy fa lasa ngodabeuuuuuuuuuuuhhh:{:{
339. xxx ( 06/03/2006 13:39)
elaela kely ftsn tsy niditsa d efa bobaka b le izy d tsy arako intsony kle! milay b k !!!:-*:-*:-*:-*
340. xxx ( 06/03/2006 13:43)
Misy dia mihoatra ny fefy tsotra izao mihitsy kle! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1709