Andao isika hiditra xxx daholo

221. dadabe ( 05/03/2006 06:03)
humm akamatiana tonga de kobo lele
222. xxx ( 05/03/2006 06:04)
kiii adino injay le nanao xxx le tssssss dadabe koa hoaa tsss:-P:-P
223. xxx ( 05/03/2006 06:31)
nareo konkou rangah tsss fannn mitsa zah euuuh!!!
io aloha dia i akamatiana eh! :-D:-D i dadabe indray moa dia efa mahazatra fa sady tsy mahay miafina no diso lava :-D:-D:-D:-D:-D raha misy boka aloha dia i dadabe foana eh! :-D:-D:-D:-D
224. xxx ( 05/03/2006 07:18)
bon dimanche daholo ary aloha eh! nahafinaritra ity lalao iray ity fa dia :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo.
225. xxx ( 05/03/2006 11:40)
io ndray veloo fa manondrana !!! tena tssss !!! za ary efa ....
226. xxx ( 05/03/2006 14:38)
pissoa zah tia anao ....:*:*
227. xxx ( 05/03/2006 14:56)
pissoa zah tia anao ....
kay tena misy mmmmmmm be ato an! :-D:-D:-D ahoana io ry pissoa hono ? :-D:-D:-D
228. xxx ( 05/03/2006 14:56)
^:^aleo entina mabavaka nareo fa tna efa mitapy doly kle
229. xxx ( 05/03/2006 14:58)
aleo entina mabavaka nareo fa tna efa mitapy doly kle
aza migafy kosa klé !!! :evil::evil: io indray ilay fihalonana :evil:
230. xxx ( 05/03/2006 14:59)
io ndray veloo fa manondrana !!! tena tssss !!! za ary efa ....
8O8O8O fa ahoana kle 8O
231. sonwin ( 05/03/2006 15:35)
manja ato zany ka

xxx
232. xxx ( 05/03/2006 15:37)
Hihihi, milay be sonwin kle :wink:
=))=))=))=))=))
233. xxx ( 05/03/2006 15:48)
02 zany isika no tia an'i pissoa raha izany ! :*:*:* =))=))=))
234. xxx ( 05/03/2006 15:56)
Kokloo ... ity tia an'i pissoa farany ity i watafon :roll::roll: rehefa manoratra izy dia 02 fa tsy 2 :idea:
235. xxx ( 05/03/2006 15:59)
aoka lesy marina ry sonwin an !!:-D:-D:-D
236. xxx ( 05/03/2006 16:52)
wata kou tratra foana isaky ny manoratra kah :-D:-D:-D
237. xxx ( 05/03/2006 18:37)
aza migafy kosa klé !!! :evil::evil: io indray ilay fihalonana :evil:

Ary inona ity mahazo an'i xxx? Olona hivavaka ve dia lazaina fa migafy sy mialona :-@:-@
238. xxx ( 05/03/2006 18:49)
mialona an'i xxx hivavaka de migafy a! :-D:-D:-D
239. xxx ( 05/03/2006 19:04)
manampy ho antsika retsa kou !!
240. xxx ( 05/03/2006 19:17)
Hay, ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2355