Tabou

21. Fiffi ( 04/03/2006 13:50)
ny an'ny nudiste aloha tsymba tabou zany hoe fisolohana akanjo eo imason'ny anadahiny zany eh!
22. Veloo ( 04/03/2006 23:59)
tabou ko zany tena tsy fanao:x
23. Fiffi ( 05/03/2006 06:26)
Veloo: ho an'ry zareo tsy tabou zany ka! efa mihaina @ zany sy zatra @ zany ry zareo.
24. sipagasy ( 05/03/2006 10:15)
Fiffi:

ny tsy filazana ny ankizy momba ny fahafatesana koa dia mbola tena tabou be @ gasy sa diso aho ?



tsy haiko indray io ny anay tenenina taminay fona mantsy kouuu hoe nody any @ Ray i... izany hoe aiza moa ny tranon'ny Ray raha tsy any an-danitra??? dia izay izany kouuu
25. Veloo ( 05/03/2006 19:21)
26. Fiffi ( 05/03/2006 21:19)
za aloha mbola nahita mihintsy an ! hoe nodimandry ilay rain'ilay ankizy izay ka nanontany izy t@ mamany hoe "fa aiza i dada" ? dia novaliany fotsiny hoe lasa "voyage" ka aharitr'ela !
27. Veloo ( 06/03/2006 16:38)
28. Fiffi ( 07/03/2006 04:32)
Veloo: ka marina io an! efa nahita mihintsy aza aho hoe manao carte sandoka halefa ho an'ny zanany nefa maninona no tsy tonga dia azavaina azy fotsiny ny marina ?
29. Veloo ( 07/03/2006 17:30)
tsy mety zany ko.. na mafy be ary ny zavatra mahazo tokony lazaina ihany ny marina raha mahay ilay ramatoa par diplomacy kle
30. Fiffi ( 08/03/2006 05:47)
fa toe efa mihena kosa aloha @ izao fotoana izao izany tabou izany satria ny fiainana efa tsy hita intsony fa mihasarotra foana ka raha mbola hasiana an'io hiany dia tsy ho tafavoaka mihintsy aloha eh!
31. Veloo ( 08/03/2006 15:56)
fady ko ny mamono vady zany ko dia tabou dans un autre sens:wink:
32. Fiffi ( 09/03/2006 14:13)
Veloo! azavao ilay autre sens hoe?
33. Veloo ( 09/03/2006 19:56)
fiffi a ny sens volony dia ilay size-njy io ka dia ny faharoa io lazaiko io:wink:
34. Fiffi ( 09/03/2006 20:46)
Veloo! ok ! misaotra :-*:-*:-*:-*
35. Veloo ( 10/03/2006 16:08)
:wink:
36. Fiffi ( 10/03/2006 19:22)
Veloo: tabou ko zao ataondry tsy miteny tsy mivolana izao an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. Veloo ( 12/03/2006 23:19)
:-D:-D:-D
38. Fiffi ( 13/03/2006 04:46)
io indray ary! :-D:-D
39. Veloo ( 13/03/2006 16:44)
:°)
40. Fiffi ( 13/03/2006 17:37)
io ary ialy tabou fa niverina indray :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0499