telefonina
21. Fiffi
(
02/03/2006 20:02)
aza matahotra eh! mivavaka ianao dia ny Tompo hanampy anao ahafahanao ny tahotra :-*
22. Veloo
(
02/03/2006 20:54)
k'iza manova xxx eo tsy fantatra intsony ilay resaka....
Tyfoly a izay mahasosoa ny fianan-njy aky atao aaaaaaa ny andro efa fohy zao...:x
Tyfoly a izay mahasosoa ny fianan-njy aky atao aaaaaaa ny andro efa fohy zao...:x
23. vale
(
02/03/2006 21:00)
ié, marina mihintsy izany tenenin'i Fiffi izany, ...izaho koa aloha dia rehefa sendra cas otran'izay nahazo an'i Tifoly izay d tonga d bdb ny fanontaniako ao an-dohako ao e, fa ny ahy indray 1°) aloha za tsy miteny fa raha mbola misy fanindroany kosa d anontaniako na ho tezitra aza izy, na hiteny hoe tsy mahatoky sns, fa aleoko miala tao an-tsaiko izay manavesatra ahy toy izay faty mieritreritra lava eo, sady mankarary, fa mila miomana fontsiny enao @ izay mety ho réaction-ny eo, dia courage eh, dia mivavaha fa mande ho azy ny courage @ izay:wink::-*(l)
24. tyfoly
(
03/03/2006 15:56)
niantso akia za ry fiffi sy vale a!, d mody tsy nasiako resaka ilay izy d nangina koa izy we tsy nilaza we tary na tary ,t@ za niantso omaly hariva aloha d efa in-3koa vao nahazo azy ,d hoy izy we, hitako ilay appel-nao , iny fa mbola nisakafo niaraka t@ mpiara-miasa t@ko za d tsy afaka nandray,d ny mahagaga we , nilaza nandefa texto izy , fa efa androany maraina za vao naharay azy, cinema koa v sa ahoana!, t@ resakay aloha nilaza fa maimaika za ,satria enoko mbola sahirana izy , fa mety tsy nisy sipa aloha ilay omaly hariva satria, rehefa nanao veloma niteny izy we je t'aime, sy au revoir ma cherie!, ary tsy aiko fa matetika za misaina zavatra hafa b mihintsy,ka io foana no manimba ahy, lasa za ihany no manampoizina ny tenako !ahoana reto ny ataoko mba tsy hivakiloha @ resa-dhl?
26. vale
(
03/03/2006 17:30)
Tifoly: marina alo fa ny llahy indray2 tena mampiahy2 e, fa endraso hisy porofo vao mivaky loha be izany, tsy mora aloha io resaka doutes io fa izay, raha tratranao izy dia izay vao tokony hivaky loha be:-*:wink:
27. Roch
(
21/04/2006 20:43)
Ô ry lery a, mba manana hazon-damosina, raha misy dikany aminy elah, tsimaintsy miantso anlah haingana izy. Fa raha mbola elah ndray no miantso ny ampitso, tena lezefa elah. Nyvehivavy l'ty tsy fampiseho fitiavana lalim-paka a, ny mahasamy hafa ny lehilahy @ vehivavy akoatran'ny sexe de ny hazon-damosina.