telefonina

1. tyfoly ( 01/03/2006 18:18)
raha ohatra ka miantso ny sipanao @ tel in-3ianao, nefa rehefa avy eo tsy mahazo azy , tsara marihana fa @ alina 22h, nefa tonga d repondeur ilay antso 1, d ny faha-2 indray ni-sonner 2 fois d nivadika repondeur indray, d ny faha-3 tonga d repondeur, raha ny fijerinareo v, tsy nisy reseau v,sa nanao fanahiniana tsy nandray mihintsy, fa mety nisy sipa tao @,en plus izy tsy niantso ahy ny maraina ,tsy fantako aloha we tsy ni-afficher v ny numero-ko, d tsy niantso izy,fa lasa tezitra b @ za , d tsy t hiantso azy mihintsy , ka tiako hanontaniana anreo we , ratsy saina v za sa normal ihany ny fihetsiko?
mba tiako fantatro ny hevitrareo?
nefa efa fataonay ihany aloha io miantso @ alina io fa mahagaga io toe-javatra io , misaotra mialoha
novalian'i Roch ny 21/04/2006 20:43
2. maya ( 01/03/2006 18:38)
tsy ratsy saina ka, fa tokony antsoinao @ fotoana hafa izy refa tsy azo t@ al.
Refa mbola tsy azo foana zay enao vo ...........
3. zandrikely ( 01/03/2006 18:47)
aza mbola misaina zavatra hafa aloha ra tsy fantatra ny antony , anontanio aloha izy zay enao vao tezitra na tsia , ary efa fataony fona ve sa indray mandeha ihany
4. Veloo ( 01/03/2006 19:28)
mety manana ny nimero-nao eo @ telefona izy dia tsy mamaly.
mety tsy tiany ny hiresaka
mety mba efa natory izy
mety tsy naneno mihitsy ny telefona fa tapaka
mety tsy an-trano izy fa lasa nande hafa
ndana jereo face a face any aloha zay vo manapakevitra an...
:wink:
5. tyfoly ( 01/03/2006 19:55)
ny ataony aloha indra2 aloha miantso ahy izy, na mandefa texto, fa ty ndray mitoraka ity d tsy heno mihintsy , nefa raha iresaka @ zai za d sao d lasa ady b d aleoko tsy hanome signe d vie mihintsy za, mahakamo mihintsy , nefa tia za fa mba hampandeferoko ny fitiavako androany fa rahampitso hita eo indray
6. ikalakintina ( 01/03/2006 21:04)
aza de enti po loatra e!, misy zavatra hoatr'izany matetika am mpisipa fa zao, fantaro hoe nisy inona, de mandanjalanja ianao avy eo, mahereza!
7. Veloo ( 01/03/2006 21:21)
tyfoly a ndana lesy hanontanio izy a , ahona ary ianao no hitazona an''ilay fitiavana raha ohatra tsy tiany intsony ianao, au moins ianao rehefa manontany mba manana conscience tranquillo...Na inn kidona na inn kihantra????.. Manjary lasa manararotra ilay kala raha voa tsy miteny na inn na inn eo ianao, a moins que tsy mivaky loha ianao qui n'est pas le cas zao....
ndana resaho izy ka... ny communication manambotra sy mahampilamina zavatra betsaka de ton cote de son cote.
Bonne chance
8. xxx ( 02/03/2006 02:16)
fa nahoana moa no tonga da mieritreritra fa hoe misy sipa na ohatranizany ? tsy haintsika izay rehetra mety mitranga, mety tsy hay na any am hopitaly izy fa nisy olona narary tampoka de tsy maintsy namono tel izy de aminy 2 maraina vao tafavoaka ao de naleony tsy niantso anao tsony fa hoe alina loatra na zavatra hafa, na matimaty ny batterie ny tel-ny. niantso injy tam voalohany de efa maty ny batteri de ni charger izy entre temps kanjo tsy mbola charger akory de nampiretiny dia injy niantso fanindroany dia tonga de maty satria tena mbola a plat ny batterie dia injy niantso fanintelony indray tsy mbola nampiretiny fa tena mbola a plat ny batterie de avy eo izy tsy tafantso intsony fa aminny alina be aminny 1 maraina vao tsaroany hoe tena adinony ny nampirehitra ny tel

ny tsara aloha dia teneno izy hoe nanandrana niantso injy, aza manontany hoe nahoana fa teneno hoe nanandrana niantso. de aza tonga dia tezitra na mi soupconne fa henoy izay lazainy fa raha hitany fa mi soupsonne manko de mety tonga de sorena izy de tsy te hiteny ny antony na dia tsy misy resaka maloto aza no antony

mety be eritreritra injy fa mety zavatra tsy takatrinny sainjy ny antony, dsory aloha ny resaka hoe mampirafy izy

teneno tsotra fotsiny hoe ; nanandrana niantso in 3 anao aho fa repondeur sy tapaka ilay izy hoe
9. Fiffi ( 02/03/2006 04:47)
fa nahoana moa no tonga da mieritreritra fa hoe misy sipa na ohatranizany ?
ka na io fanontanian'i xxx na ny heritreritra hafa amiko aloha dia tsy hitako izay maharatsy azy eh! rehefa tia manko ka misy zava-miseho tahak'izao dia iny ny heritreritra fa mandeha an! mipetraka daholo izao fanontaniana rehetra isan-karazany zao , normal zany satria ao ny fitiavana , izany no mahatonga ny heritreritra hoe " SAO DIA "
10. pissoa ( 02/03/2006 05:38)
Zavatra in-1 mitranga ve dia ampy hieritreretana hoe mety nisy sipa tao! Sao dia tsy noho ny fitiavana izany fa noho ny tsy fahatokisana tafahoatra.

Be dia be ny mety ho antony tsy "nandraisana" ny telefonina ka araho io notenenin'i xxx io.
11. xxx ( 02/03/2006 07:02)
Tena sur aho fa misy bandy niaraka taminy de izay no tsy namaliany ny telefaoninao. Ary mety mbola teny ambony farafara mihintsy ry zareo. Toneo fotsiny ny fo de mandefera fa fiainana daholo izany. Ary mety efa fanaony mihintsy izany. Mahereza, fa mbola aiza ny hahazo anao.
12. ari.malala ( 02/03/2006 07:15)
dain ko le xxx faharoa d tena manapoizina saina mintsy!:x

Hoan'i Tifoly, mahaiza matoky ny olon-tianao dia matokisa tena ihany koa. Tsy vahaolana ny fizirizirina tsy hiantso anazy, fa miresaka no fanafodiny, hahalalanao ny marina rehetra. Izao anie d enao lanin'ny eritreritra fts nefa mety nisy nahazo anazy tany, asa, mety koa sanatria izy mintsy no narary d notapahiny ny tél fa ts afaka niresaka izy na ts t hiresaka satri marary e! Fa alamino ny saina, satri enao mbola tia anazy d ndana miresaka aminy.
13. Fiffi ( 02/03/2006 08:05)
hoy xxx:
Tena sur aho fa misy bandy niaraka taminy de izay no tsy namaliany ny telefaoninao. Ary mety mbola teny ambony farafara mihintsy ry zareo. Toneo fotsiny ny fo de mandefera fa fiainana daholo izany. Ary mety efa fanaony mihintsy izany. Mahereza, fa mbola aiza ny hahazo anao.
:-w:-w:-w sao dia tafahoatra loatra izao fiteninao izao ry xxx ?:evil: ary nahoana ko ano hoe "mahereza fa mbola aiza ny ahazo anao :evil::evil::-w:-w:-w:-w:-w
14. Fiffi ( 02/03/2006 08:07)
raha ianao xxx io aloha no mba andrasana fanampiana sy toro-hevitra dia aoka isika tsy hisy hanantena fa tssssssss
15. booboo ( 02/03/2006 09:34)
tyfoly > vô resaka tél ve défa oe tsy ampandeferinao ny fitiavanao ? mbola hisedra raha pire noho izany ara nareo rehefa any andro any volana any taona ( ouz lé razoky zay ). Mianatra mifampiresaka fa io no raha isan'ny mahamafy orina ny couple iraika... na mbola tsy mpivady aza nareo.
16. diamondra27 ( 02/03/2006 10:52)
sambatra akia njy ry tyfoly afaka miantso @ tél koa.
17. ari.malala ( 02/03/2006 11:31)
Fiffi a, cool ftsn ky fa ol matoatoa v no iadivana a :-D:-D angatra sy matoatoa fa izy aza tsy sahy miseho masoandro akory fa xxx ko :-D:-D
18. xxx ( 02/03/2006 16:05)
izaho ilay nanao xxx voalohany fa tena manapoizina marina ilay xxx faharoa ...
19. booboo ( 02/03/2006 17:08)
:-D:-D:-D
20. tyfoly ( 02/03/2006 18:27)
za aloha mbola tsy sahy niantso androany fa hampitony ny foko za, fa hanaraka ny teninareo rehetra zay nanome , hevitra, za koa toa matahotra we sipa ilay izy d ,ratsy b ny saiko fa tiako afaka mihintsy izay SAO DIA,zay d , @ zay za vao hiantso ,mampatahotra anie ity mitia ity e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3192