toroy hevitra i zenaida e!

61. pissoa ( 11/03/2006 14:02)
Hay ve tonga hatraty mihitsy le sary ry dadabe e? :-w:-D:-D:-D
62. pissoa ( 11/03/2006 14:10)
bilakarenjy:
pissoa>mazava be loatra ry pissoa fa tsy maintsy hain'ny belge ny fika-na belge,fa anontanio ny vazaha anie hoe :ahoana no fanao apango e?,fa ho valiany amin'ny fikam-bazaha koa ianao ry pissoa satria io fika-na gasy ka tsy araky ny vazaha ,noho izany revy samy manana ny azy io zama a!,fa ny antsika kilalao sy tokelaka ka aleo aloha ...:-D:-D
Ary izay vao hitako hoe misy hafatra ho anah kay tato, fa tsy misy azoko tampoka ry bilakarenjy an :? Indrindra fa ilay hoe noho izany revy samy manana ny azy io zama a!,fa ny antsika kilalao sy tokelaka ka aleo aloha ...:-D:-D:-D:-D
:roll::roll:
63. watafon ( 11/03/2006 19:48)
bilakarenjy :roll::roll:
64. Veloo ( 13/03/2006 02:29)
wata a an3 tsy fantatro na izy io xxx io ka
65. bilakarenjy ( 13/03/2006 07:53)
tena raha izao no mitohy mety hivadika belge indray ity resaka zenaida ity ry zareo a!izany hoe :zenaida belge na belge zenaida .Toa milay ilay izy izany koa!,andraso hitadiavana hevitra sy fika fa tonga dia masaka izy izany .Andraso aloha hieritreritra kely aho dia miverina eo rahariva ,OK!, dia mazotoa e!,rahariva indray izany .....,am-pitiavana be daholo e!.:-@:-@:-@:-w:-w:-$:-$:-@:-@
66. bilakarenjy ( 13/03/2006 15:36)
ka izao ary ,nandeha nody i zenaida avy eo fa tena taitra be tamin'ilay zavatra hitany .Tsy nandeha fiara izy fa nandeha tongotra.Teny an-dàlana anefa dia nivàha ny tadin-kirarony havanana .Ahoana ary ny fomba nataony namatotra ilay tadin-kiraro :?::?::-w:-w:idea::idea:
67. Veloo ( 13/03/2006 17:53)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1374