toroy hevitra i zenaida e!
43. bilakarenjy
(
05/03/2006 15:26)
ahoana ity resaka belge-nareo ity e!,fa tena mampahatsiaro ahy ilay resaka voalavo io resaka belege io ;fa nisy belge iray ,hono, ndeha hamandrika voalavo ,dia naka tonta iray izy ,dia nasiany sari-na fromazy teo amin'ilay faraingo avy eo nohenjaniny dia napetrany teo amin'ilay toerana falehan'ilay voalavo .Ny ampitso izy nijery ilay fandrika ka inona tokoa hoy ianareo ...:?::?::?::idea::idea::roll:8O8O(l)(l)8-):-w:-w:-w
46. bilakarenjy
(
05/03/2006 16:27)
tena hainareo ny fikan'ilay belge namandrika sari-na voalavo voky fromazy fa saingy izao ,nony azo ilay voalavo dia nanontaniako an'i zenaida hoe :ahoana lety rehefa mahazo sari-na voalavo ry zareo.:?::?::roll::roll::idea::idea:
47. pissoa
(
05/03/2006 16:30)
bilakarenjy:Ka belge ve tsy hahay fika-na belge e :-D:-D:-D:-D
tena hainareo ny fikan'ilay belge namandrika
54. bilakarenjy
(
08/03/2006 14:06)
pissoa>mazava be loatra ry pissoa fa tsy maintsy hain'ny belge ny fika-na belge,fa anontanio ny vazaha anie hoe :ahoana no fanao apango e?,fa ho valiany amin'ny fikam-bazaha koa ianao ry pissoa satria io fika-na gasy ka tsy araky ny vazaha ,noho izany revy samy manana ny azy io zama a!,fa ny antsika kilalao sy tokelaka ka aleo aloha ....:-D:-D:-D:-D:-D:-D;-);-)o^oo^o....manala azy dia mimeme :-D:-D:-D:-D:-D:D:D:-D:-D
57. bilakarenjy
(
08/03/2006 14:36)
tena nomenao sy notoronao hevitra vaovao i zenaida ry .....,aleo tsy ho lazaiko ny anarany na dia fantatro aza ,fa manaja ny nanaovany an'io xxx io ny tenanay ,ary tena afaka mirehareha tsy amin-tahotra i zenaida fa manana mpitari-dalana sy mpanolon-tsaina mahiratra toy an'i xxx .Deraiko ny fahamatoran-tsainao ry xxx .
59. bilakarenjy
(
11/03/2006 13:17)
anontanio anie i zenaida raha tsy hilaza izy hoe :"misaotra ry xxx ,fa tena masaka be ilay tsentsin-kevitrao sy fonosan-tsary nalefanao" saingy ....,indrisy fa nisy nitsoka ilay izy dia ....,izay no nataony ....,any iiiiiiiiiii!!!