be loatra leisy any aminay a!
1. ramajik
(
01/03/2006 12:07)
taty Allemagne, sendra tafaraka tenny ambony Train i Ramerla(americain), rachanglee(chinois), rainiboto(allemand) ary i Ali(turque).Dè nandeha ny train, afaka kelikely nitsangana i ramerla , dé nanary Dôlara maromaro tany am-baravarakely, taitra ry zalahy :"fa ahoana lé?".."be loatra leisy any aminay " hoy ramerla tsy naka sarotra,...dé nitsangana koa rachanglee, dé nanary vary amin'ny gona tany am-baravarakely.-" fa ahoana koa zany?" hoy izy 3 lahy hafa. -" be loatra leisy any aminay a" hoy rachanglee...dé nifampijery i Ali sy i Rainiboto, dé nitsangana i Ali sady niteny t@ i Rainiboto hoe:"d'efa mikôzy an'elà aho sao manana eritreri-dratsy eo ka hanipy anà any am-baravarakely koa an!"...
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 16:44
3. Fiffi
(
01/03/2006 15:20)
toa efa nandeha teto io fa somary nivadika fotsiny ny anarana fa tena hoe natsipiny satria nilaza izy hoe aty @ nay feno loatra :-D:-D:-D
7. onjah
(
01/03/2006 18:45)
Tsy maninona na efa nandeha aza e. @ izay mba mahita ny namana vaovao e.
11. ari.malala
(
02/03/2006 12:34)
non tsy mbola nande io fa le we natsipi le karana no efa mpande, d teto tena nampime ana satri ts nampoiziko mints le izy=))=))=))=))=))=))