Parasy manao palitao maitso

1. watafon ( 28/02/2006 03:46)
Ahoana no fomba ipetrahan'ny parasy iray eo ambony elefanta roa "en même temps" ?
novalian'i Veloo ny 05/03/2006 20:55
2. Fiffi ( 28/02/2006 04:59)
manao magie izy :-D:-D:-D:-D sa parasy wata ?:-D:-D :*:*:*
3. Solitikabe ( 28/02/2006 05:02)
Nga mifampitaingina le elefanta sa mifanpikisina?
4. watafon ( 28/02/2006 05:17)
mifanakaiky e!
Fiffi njy an !:-D
5. Fiffi ( 28/02/2006 05:34)
:-D:-D:-D:-D
6. lanto ( 28/02/2006 06:20)
wata> aiza le palitao ? :roll:
7. watafon ( 28/02/2006 07:18)
lanto, io anaovany io k !!:-D
8. mamzelkely ( 28/02/2006 07:19)
lanto a sô de manao palitao maintso ny valiny :roll::-D:-D
9. watafon ( 28/02/2006 07:25)
tsia an !
10. rafozanasket ( 28/02/2006 07:57)
Nana grand ecart lé parasy otriny jean calude van damme:roll::roll::roll::roll::roll:
11. Fiffi ( 28/02/2006 07:58)
nitady aho hoe aiza ny mety ahitako parasy manao palitao maitso fa mbola tsy nahita hatramin'izao 8O
12. lanto ( 28/02/2006 08:16)
fiffi> ka io no tena mahasarotra le fandidiana. raha mba palitao mena mety efa nisy nahita le valiny :lol:
13. sonwin ( 28/02/2006 09:13)
saronana lamba iray mitambatra ireo elefanta roa
14. onjah ( 28/02/2006 10:34)
Mitsofoka any anaty akanjon'ilay mpitondra ireo elefanta.
15. mamzelkely ( 28/02/2006 10:51)
afa-po zany kaa:-D:-D
16. salohy ( 28/02/2006 11:03)
za mahita ô! za mahay! laingako zany fa zavatra otrany tsy mitombina koa anie zany lazainao zany ry watafon e! zany ve de mba hety nefa ny parasy aza kely de kely!
Afapo rangah za a! ary lazao @ zay moa e!
17. kala ( 28/02/2006 11:04)
:roll: fotsiny
18. watafon ( 28/02/2006 15:39)
Nanao GRAND ECART zany le parasy e! =))=))
rafozanasket =D=D=D
19. Veloo ( 28/02/2006 15:48)
parasy kely ve mahay grand ecart? :-D:-D
20. pissoa ( 28/02/2006 15:59)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0691