Ary raha tsy nahaloa adidy ianao dia tsy vita batisa ny zanakao.
io aloha dia marina eh! tena efa nahita an'io im-piry mihintsy aho fa saingy ny hoe "nahaloa" io no somary hametrahako fanontaniana satria resaka vola ve io ? Ny zavatra fantako manko dia izao: misy ny olona mangataka hanaovana batisa ny zanany nefa dia tsy mba hita mihintsy hoe mandeha mivavaka. Mety hoe mivavaka any an-tranony ry zareo fa ny andeha hivavaka lazaiko eto dia any am-piangonana.