DIDIER SY MARC

21. watafon ( 28/02/2006 03:58)
Fiffi, tsy miditra amin'izany za fa aleo ry zareo efa nahazoazo taona no hifampitsara ao e!:-D:-D:-D
22. kala ( 28/02/2006 05:00)
raikitra zany f'aleo antsoina i ddb hanao arbitra:-D:-D:-D:-D
raha tsy hoe leiry ndray no hiady toerana leitia ê!
23. Fiffi ( 28/02/2006 05:01)
wata: aza miala bala eo an! io ary fa nanjavony dadabe :-D:-D:-D:-D
24. watafon ( 28/02/2006 05:27)
bon! aleo ataoko raha izany ary e! aiza izy mitsam ? bedada mifezaka kou !:-D
25. Fiffi ( 28/02/2006 05:34)
eka zany! rahoviana ary aiza no hiseho ? efa vonona ny aty hijery spectacle :-D:-D:-D:-D:-D
26. watafon ( 28/02/2006 07:30)
za arbitra fotsiny fa ts organizatera k ! :-D
27. sonwin ( 28/02/2006 09:21)
reveo milay eo aza ny bibitra e
28. watafon ( 28/02/2006 15:50)
sw,ekena e!
29. Veloo ( 28/02/2006 16:01)
:-D:-D:-D mianjy zahay ka
30. Fiffi ( 28/02/2006 19:43)
za koa miandry eh! :-D:-D:-D
31. diamondra27 ( 28/02/2006 19:50)
ka eo ary e!

o i e o i e
o i e
32. annie ( 28/02/2006 21:25)
hanànako ny cd an'io hira didier didier io, fa toa olona mamon'ny tsy haiko lazaiko ny mpamorona azy,fanin'ny fiainana any USA angamba nedala io
33. diamondra27 ( 28/02/2006 21:49)
annie: 'ndàna valio izy fa ary @ artista sy hira ary izy izao namoaka ny fahaizany

ka slow ve le izy sa inon e!
34. Fiffi ( 01/03/2006 07:03)
ka eo ary e!

o i e o i e
o i e
:-D:-D:-D nanandrana nanaraka andry aho fa tsy lasa eh! nihira io an! :-D:-D:-D
35. Veloo ( 01/03/2006 19:10)
36. sasa ( 02/03/2006 05:13)
Minoa fotsiny ihany e! ampiana kou hoe mahareta kely fotsiny =))=))=))
Fiffi=))=))=))=))
37. Fiffi ( 02/03/2006 08:43)
Veloo aaah !! ka hoe nandrana nihira niaraka t@ diamondra aho fa tsy lasa koh! :-D:-D:-D
sasa: :-D:-D:-D:-D
38. kala ( 02/03/2006 12:07)
Sao de tsy tokony hoe minoa fotsiny ihany fa mino... fotsiny ihany no izy=))=))=))=))=))
39. watafon ( 02/03/2006 16:58)
kala, le ao anaty baiboly alou le 01: e! fa ny an-dra8 no mety ho io !:-D
40. Fiffi ( 02/03/2006 18:28)
io ary fa nadramako indray fa sy hitako hoe lasa aiza diamondra dia nihira kely aho dia nivalana beeee :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1671