Fiangonana mampitaraina ny manodidina
21. routa
(
02/03/2006 06:30)
zaho aloha ry reto de mampazoto ahy ny mivavaka @ fiangonana feno fiderana ary le fiderana mampientanentana fa tsy mampatory akory de rehefa mivavaka de le milamina tsy mihorakoraka reny an!.de mazoto ery aho ny mivavaka ny tooriteny tsy lazaina intsony fa tena mampahery de tena feno hery aho avy mivavaka satri haka hery no andehanako ao:D
22. jentilisa
(
02/03/2006 07:58)
ny vavaka mila fifantohana amiko ka rehefa mifantoka tsara dia mety e!
samy manana ny manintona azy anie e! tamin'izaho niditra tamin'ny samymivavaka miteny dia nisy olona izay mody nipetraka teo akaikiko teo ary tsapako hoe hihaino izay holazaiko no tena ataony! izay no nahatonga ahy hanoratra ny tery ambony tery!
misy koa ny fitenenana manao hoe tsy ilay olona mitarika no arahinao fa ny tenin'Andriamanitra tokony ho raisinao no andrasana tsara! raha mahery loatra ilay olona sao dia takona indray Andriamanitra!

23. Fiffi
(
02/03/2006 08:34)
hoy jentilisa:
raha mahery loatra ilay olona sao dia takona indray Andriamanitra!an3 tsy takona izy ka ! rehefa ao tsara ny sainao sy ny fonao sy ny finohanao dia tsy takona izy. Na ianao aza raha miheritreritra hoa sao dia takona Andriamanitra , izy nefa mahita anao fona
24. ravatorano
(
02/03/2006 09:20)
marozevomarina ilay any bira ary za vao haingana nandalo teo amin iny toeran iny fa tena hira manakoako b miaraka amin ny tabataba b.
Ilay izy anie tsy hira fotsiny fa miaraka amin ny kotaba fa raha hira kosa angamba aloha tsy d maninn loatra fa zara aza misy mamentsoventso :-D:-D:-D
marina koa voalazan i jentl ery ambony momba ny tatsinananana sy tandrefana

26. marozevo
(
02/03/2006 15:20)
Araka ny fahafantarako azy dia loha hevitra momba ny fivavahana sy finoana ity. Ka gaga indray aho raha milaza ianareo hoe :
"hahaha! Ahoana moa no ahafahana miteny fa fivavahana no resahina eto? Ny azo antoka dia hoe "tabataba" ao amin'ilay trano no ifantohan'ilay dinika.
Ka tsy hors sujet mitsy zany ilay resaka fa mandray tsara ilay tabataba. hahaha!" I lazarandria no nanoratra io ao ambony ao.
Raha tsy hoe angaha hoe efa voakilasy tsy ho anisan'ny fivavahana na finoana ireo voalaza fa "Fiangonana" mampitaraina ny manodidina ireo. Raha ity hevitra farany ity no andraisan'i laza azy dia efa vita izany ny resaka fa hors sujet hatrany am-boalohany mihitsy ity.

27. Fiffi
(
02/03/2006 16:12)
mampimenomenona ny mponina manodidina ny kotaba sy ny horakorak’ireo mpiangona ao rehefa mivavaka.ka hoe ireo mpivavaka iray izay , ny fiangonana roa zay , ko ao daholo anie ilay izy eh!
28. marozevo
(
05/03/2006 00:15)
Ilay hira aloha no tena manabataba voalohany eh... Ny hira ataon zalahy manko tena goan-tenda be sady toa hira hafahafa be izany, ka tena manakotaba, fa tsy mba milantolanto ohatran'ny antsika hoe "Inty tamy aho, Raiko malala oh.. raiso ny tànako".
Avy eo toa misy olona iray miteny dia manaraka ny rehetra, tsy haiko inona no lazainy amin'io. Sady mahasosotra ahy ilay izy fa manabataba, nefa koa mampihomehy ahy satria mitovitovy amin'ilay hoe "Oie oie... dia valiana hoe OIE". Telopolo taona lasa izany... mars 1976.

31. marozevo
(
05/03/2006 15:05)
Voalaza teo ah voalaza teo !... Dia maninona raha voalaza teo ? Omeo ny hevitrareo fa aza izay lazain'ny olona fotsiny no averina eh...
32. Fiffi
(
07/03/2006 04:51)
ka mba gaga kosa anie za hoe izany ve no valiana fa tsy hoatra hoe "Amen" na teny hafa ? sa ve io Oie Oie io midika ny Amen na alleluia ?
33. jentilisa
(
07/03/2006 06:57)
ny tiany lazaina izay tahaka ilay manontany hoe amen ny "pasitera" dia valiana hoe amen!
35. marozevo
(
08/03/2006 00:42)
Ny ahy ange fanoharana iny nataoko iny eh... hahatsiarovana ilay oie oie ho'aho, fa tsy hoe manao oie oie ilay Fiangonana. Mazava amin'i Fiffi ?
37. marozevo
(
11/03/2006 00:47)
Tsisy fisaorana eh... Ny iangaviako anao fotsiny dia tandremo mitabataba am-piangonana anh...
38. Fiffi
(
19/03/2006 21:00)
an3 ! tsy mitabataba zany zah fa tena mangina tanteraka mihintsy mba hisian'ny concentration tsara rehefa mivavaka ka!
39. marozevo
(
20/03/2006 21:09)
Ka hoy ny tenintsika Malagasy hoe : "Ny hendry no anarina, fa raha ny adala no tenenina, dia ny lambany no ariany". Fantatro fa mahay mivavaka tsara i Fiffi, fa mba tsy te hiala lavitra an'ilay sujet fotsiny aho no nampidirako kely an'io frazy farany eo ambony io.
Mahereza.
Mahereza.
40. Achia
(
21/03/2006 19:10)
na le refa mandray fanasan'i Tompo iny ara zany de tena tsimaintsy mangina be mitsy nefa ra hoe hisotro sy hihinana ny aofon'i Kristy zany tokony tena hmmmm falifaly mitsy e