olana eo @ fanambadina

21. xxx ( 04/03/2006 15:28)
marina zany ikalatina a fa enao ra hiresaka @ rindrina na latabatra dia tsy mankaiza , enao ve moa hiara adala aminy eo fa ny zaza no jerena e
22. fasaly ( 04/03/2006 16:09)
xxx: korazy e! mahaiza mampifalifaly tena foana an!
de aza atao andoha be lotsa lay blem:wink::-*
23. sipagasy ( 05/03/2006 11:08)
ikalakintina:

salu,xxx, tena marina fa refa misy zaza de tsy vahaolana ny fisarahana, na de mangatsiaka aza ny fo, ny disadisa misy foana fa amiko ny vaha olana de samy mandini tena aloha, avy eo miresaka fa raha vao tsy miresaka koa anie de tsy misy vahaolana e!, de mahereza a!



fa nahoana no tsy vaha olana ny fisarahana raha misy zaza kleeeee, mazava anie ny tenin'ny ntaolo razantsika hoe zaza fito tsy mahafehy lehilahy e! sa moa ahoana ilay izy teo loool adinoko fa tahakan'izay e!.
Amiko kosa aloha raha tsy misy ny fitiavana aleo misaraka klee tsy aleo ve ny ankizy na ny zanaka mahita ny rainy sy ny reniny manokana tsy misy adi² ao an-trano toy izay haheno gidraka fôna kleee asa anefa aloha e!
24. xxx ( 05/03/2006 15:50)
fasaly : marina zany e , tsy maintsy hoe zay fa tsy hitanondrika @ blem lava eo
sipagasy : tena marina ny anao fa zaza fito tsy mahafehy trano , ary marina ny nolazin'ny ntaolo , za manokana aloha dia tena manaja ny ntaolo satria matoa izy niteny toy izany dia misy dikany ao ,ny zaza anie zaza fona aloha hatr@zao , fa atsy aorian atsy izy hicomprendre ny zavamisy , amiko manokana aloha dia lasa tia tena be za ra misaraka ra mbola azo hiafina , tsy fidiny ho an'io zaza anie ny ho tonga ety e , zay no nanao azy dia tsy maintsy hoe atao ilay adidiy , RA MBOLA AZO HIAFINA HOY AHO , hevitro manokana zay
25. Angie ( 09/03/2006 09:47)
Io resaka io koa ange tsy azo atao ambongadiny e satria samy manana ny cas-ny.

Za zao aty mahita olona nisaraka fa dia miray trano ihany samy manana ny chambre-ny lasa toy ny mpinama be noho ny zanany roa, dia nazavainy t@ ankizy hono hoe zareo efa mpinamana sisa fa samy tia ny ankizy dia izay no hijanonany ao. Fa tena tsy miady intsony zareo an tena lasa milay be aza ny mijery azy, fantatry ny fianakms sy ny namany rehetra ny fiainany fa tena tsy koi mihintsy.

Fa ny tena tsara aloha dia ny manavotra ny mariazy @ lafiny rehetra e. dia mirary soa
26. xxx ( 14/03/2006 19:09)
angie : nohon'ny @ zaza , fa ny sasany manko faly hiteny hoe zao ny zaza , fa ilaina dinihana tsara zay atao e , aleo mandefitsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4877