mahery Andriamanitra

21. marozevo ( 11/03/2006 00:58)
Tena tsy reviko le pub eto eh.
22. Achia ( 18/03/2006 07:26)
raha misy milaza fa tsy mino an'ATRA de mba asaivo dinihany kely hoe ny firandran'ny zava-boary eto an- tany sy ny fihodin'ny globe rehetra e mba hampiverina kely ny sainy e
23. marozevo ( 19/03/2006 00:39)
Rehefa tsy hino anie izy ry Achia, dia tsy azonao atao na inona na inona eh... Fa misy fotoana ihany anehoan'Andriamanitra ny heriny sy hitarihany ny olona "mafy hàtoka" hiverina aminy. Saingy hatramin'ny farany dia manaja ny sitrapon'olombelona foana Andriamanitra.
24. Achia ( 20/03/2006 14:26)
za nge tsy manery azy ry zevo fa manampy azy mba ahafahany mahalala an'ATRA e .Reny ol reny mantsy de milaza fa tena mandinika
25. marozevo ( 20/03/2006 21:29)
Ka izay mihitsy anie ilay izy eh... Ny finoantsika tsy akombona fa zaraina, saingy tsy an-tery fa an-tsitra-po, na ny manolotra na izay iriana handray.
Sambatra ianao ry Achia.. satria hoy i Md Paoly hoe "Sambatra kokoa izay manome noho izay mandray".
26. Achia ( 21/03/2006 13:20)
:-*:-*:-*:-*
27. marozevo ( 23/03/2006 00:25)
Chapeau Achia !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431