sonoa sy tavaratra

21. fasaly ( 21/02/2006 19:20)
ny tavarata mihinambola mpanjakana fotsiny eto aminay de mampiseho bika sy parady ary mikoty sipa any am ville de mirombo de mamaky fitaratra fiaira mangalatra gsm na gps anaty fiara, zay ny hataondreo ao, ary zareo amn'io tena mi geste beu daholo an! indrindra fa am été iny ny volo mangilatra ny gel tout et tout, de hoy enao hoe.......
ny sinoa ndray dia miasa mafy manokatra resto de dinamik be foana miasa efa tsy mahalala andro alahady tsony:wink:
22. diamondra27 ( 22/02/2006 06:17)
fasaly: de tsy raikitra mitsy zany ny @reo 2 'reo an!

namana:fa na izany na tsy izany kosa aloha an! ny tena mahay ireny informatika ireny na mahita zavatra goavana (grande opération , TOP SECRET) de tavaratra doly ry zalahy ny akamaroany , fa ny kely maso indray de le manao contre-façon fotsiny:-D:-D
23. vivi ( 22/02/2006 09:25)
fa raha raikitra aloha ny rombo fa ataony sonoa ,mirefotra io tavaratra io e!,ny sonoa anie mody bonaika zay fa ny zava-bitany , danz daholo
24. fasaly ( 22/02/2006 13:13)
hihihi! vivi tena asiany ny daka manidina mahintsy an sy daka tsy hita maso:P:-D
25. diamondra27 ( 22/02/2006 13:54)
de asiany an'le danse serpent kely, hum tonga de gli
26. chipie1 ( 22/02/2006 14:34)
vivi > za efa nahita , chinoise mivady amina marocain fa mety ka !
27. fasaly ( 22/02/2006 15:44)
hounnnnnn! d'efa any zany no tsatsa ra chinoise kely!!!:(
fa bo mélange kosa kalou zao zany e! fa ny toetra no tena tsy haiko lasa tena krotamboul be angamba:^)
28. vivi ( 22/02/2006 16:05)
ny tena enjana koa asiany ilay meditation profonde zay , gaga b i tavaratra we mivavaka @ allah v ty sa ahoana , hay izy ty efa any @ esprit hafa ndray miresaka @ hihihihi
29. fasaly ( 22/02/2006 16:12)
hihihi ary tonga de hakitsaingoka be mahintsy avy eo rehefa vita ny meditasio an!:P fa resy lahatra i allah amzay:wink: de lasa miova finona ho azy:-D
30. vivi ( 22/02/2006 20:18)
hihihi,tena mahafinaritra ahy akia miresaka @ ndry ry fasaly fa tena tapatsinay mihintsy hihi
31. fasaly ( 22/02/2006 21:01)
:-*:*
32. nani ( 23/02/2006 09:50)
Za koa manana namana chinoise , de marocain ny vadiny ! tsy misy blem mintsy ry zareo fa mifanaraka tsara ka ! Fa ilay lehilahy kosa aloha tsotra be sy be fandeferana fa tsy mitovy amin ilay tavaratra sasani tsy mahalala marina afatsy ni azy ihany ee!
33. fijo ( 02/03/2006 04:55)
tsy miady ireo ko,ny iray kamo lehy be,ny iray mavitridava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5505