sonoa sy tavaratra

1. vivi ( 19/02/2006 19:15)
hararaotiko kely @ resaky diamondra we , mba efa nahita tavaratra nanambady sonoa v nareo? reo foko 2 reo toa piece tsy miady mihitsy e? , tsy mbola nahita za hatraminizay niainako, fa nareo v efa mba nahita ,fa mahaliana ahhy ny valiny?
novalian'i fijo ny 02/03/2006 04:55
2. vivi ( 19/02/2006 19:17)
mety matahotra sonoa v ny tavaratra ? reny toa ninja b koa ?retsy basy fotsiny ? aaaa,hihihi
3. Herimiafina ( 19/02/2006 19:37)
Ny hitako dia samy mihevintena ho race ambany izy ireo. Ny sinoa complexé amin'ny masony refa tonga aty andrefana, ny tavaratra indray mitomany classer-na anatin'ny fotsy hoditra.
Dia impossibla matetika ny iarahany satria samy mitady fotsy hoditra hanatsarana taranaka!
Kaozy vrai io klé.:twisted::P
4. Fiffi ( 19/02/2006 19:55)
dia lasa inona re raha izany no misy eh ? lasa tavara-tsinoa ve zany ? =))=))=))
5. akamatiana ( 19/02/2006 19:56)
Ie misy kou , fa tsy we sinoa klou fa philipine eeuh!! fa samy kely maso iany zany :-D:-D:-D
6. fasaly ( 19/02/2006 21:59)
ataon'ny sinoa inona kou mou tavaratsa:°)kanefa ny tavaratsa misy mikoty sinona:°)
7. diamondra27 ( 19/02/2006 22:25)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mahita raha koa nareo ka
8. Veloo ( 20/02/2006 01:31)
tout est possible ry reto a:-D:-D:-D:-D
9. Mifenty ( 20/02/2006 05:18)
lasa sovaratra lesy ra snou sy tavany zany a.

anontanio an'i bedada ra tsy kopy lisany.
10. fasaly ( 20/02/2006 05:27)
sinoagasy no efa hitako bdb ry mifenty a!:°)
11. zamabe ( 20/02/2006 19:07)
tavaratra=malagasy=ana=olombelona=sonoa=
12. naughtyboy ( 20/02/2006 21:55)
zany ve tsy mitovitovy @ le hoe sinoa be maso na vaza petakorina ko kle
13. lapino ( 20/02/2006 22:19)
vivi:

hararaotiko kely @ resaky diamondra we , mba efa nahita tavaratra nanambady sonoa v nareo? reo foko 2 reo toa piece tsy miady mihitsy e? , tsy mbola nahita za hatraminizay niainako, fa nareo v efa mba nahita ,fa mahaliana ahhy ny valiny?


Ilay tavaratra àry ve no hihinam-boalavo sa ilay sinoa no hifady kisoa ? Hatreo fotsiny aza dia efa olana ko!
14. Veloo ( 21/02/2006 00:31)
lapino:-D:-D=))=))^:^^:^
15. Herimiafina ( 21/02/2006 02:32)
:roll::roll::roll::roll:
16. pissoa ( 21/02/2006 05:52)
naughtyboy:
zany ve tsy mitovitovy @ le hoe sinoa be maso na vaza petakorina ko kle
Ie - fa izany izao mety bogosy koooo :roll::roll:
17. diamondra27 ( 21/02/2006 10:53)
tavaratra= mille et une nuit
sinoa= business

de mety sarotra ny hiarahana fa le sinoa foana no miasa kanefa le tavaratra any @ paradisa foana, mandany ny azo
18. zoklbfkfk ( 21/02/2006 12:36)
mila halalinina kely zay tena fivoakany klé.. Marina raha tsy any am-pandriana ny sinoa mbola hiresaka bizina ihany
:lol:
19. fasaly ( 21/02/2006 13:54)
izay no maha kely maso azy mieritreritra izina foana de lasa miketrona foana lay maso farany lasa kelyyyyyy!:wink:
20. vivi ( 21/02/2006 17:31)
raha ny tavaratra marina aloha d eee, hamitapitaka no ao anatiny sainy sy hakamona fa tsy hisy tady vola vanona , fa ilay sonoa , ninja no vona foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2217