vehivavy antitra mbola mi string!!!!

21. zoklbfkfk ( 21/02/2006 12:27)
ry kala sy veloo ndray de tsy tara na resa-dehilahy aza...:wink:
22. fasaly ( 21/02/2006 13:55)
:roll::roll::-D
23. tsotrabe ( 28/02/2006 12:10)
tsy olana ny lehibe mi string fa mode daholo izany e!
mba mivoatra hoa ny toetsaina fa tsy voatery hoe mihidy be foana.
mahereza mividy string ho an'ny vadiny daholo izay efa somary nahazo taona e
24. fasaly ( 28/02/2006 12:55)
:°)
25. kala ( 28/02/2006 13:02)
:°):°)
26. fijo ( 04/03/2006 19:34)
avelao hirevy ny soara e
27. hajaina ( 07/03/2006 10:29)
Nareo reto kou de mapihomehy ka.Zany no reny kou!
28. bebe ( 09/03/2006 13:28)
aza asiana olana ny fanaovana string rankizy a

tsy aleo string toy izay silip n'i trimobe :oops:
29. corallie ( 10/03/2006 09:24)
mety tsara kosa izany ; mety efa nanana fahazarana kosa izy t@ fahatanorana?.
moa sady mety tin dramose koa e. sa aona hoy nareo ?
30. naritsimba ( 10/03/2006 10:05)
amiko aloha tsy mety amiko mihitsy ny string na antitra na tanora e!
31. dailynews ( 29/06/2006 20:25)
inona ary ny olana raha mi string izy ?

fa inona no tsy mampety ny string hoy naritsimba? anefa dia tena a l' aise be mihitsy manao an 'izy io, taloha aho dia tsy tia koa fa ny namako no nampirisika ahy hanadrana dia hitako fa marina ny azy fa mahazo aina kokoa manao azy.( vehivavy aho no manoartara fa aoka aloha hazava na dia mitsatsaingoka aty amianreo lehilahy aza)
32. dailynews ( 29/06/2006 20:28)
saika adinoko fa firy taona eo aloha ity lazainareo hoe vehivavy antitra e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3091