vehivavy antitra mbola mi string!!!!

1. xxx ( 17/02/2006 12:54)
sady nihomehy irery aho tao anaty rer no tonga saina nahita ity vehivavy efa somary antitra mbola manao string!!!saika hiteny aho hoe hanafarako mille bande any mada ve ianao=))=))
novalian'i dailynews ny 29/06/2006 20:28
2. rpk ( 17/02/2006 13:18)
fa angaha ny fanaovana ireny misy taonany kle?
3. lapino ( 17/02/2006 14:39)
F'ngah moo tsy eo @ pointure-ny?
4. fasaly ( 17/02/2006 15:19)
oujjjjjy raha mbola tsara forme kosa ve izy inona no maharatsy izany, ho an'ny rehetsa ange ny string e!
misy efa bofy be zay aza miara-manao sport aminay zay fa mitàna kosa kalou izy e! fa draissssss! tena mbola aminazy ny string an! aoka itsy ....ry xxx a!
5. Lejim ( 17/02/2006 18:33)
Arakaraka ilay raison anaovany string ihany izany amiko. Raha izay ohatra no maha a l'aise azy tsara, tsy hitako ny olana, fa raha ohatra ka mba te hanara-damaody ihany, ao ilay hira: "somon-drara be tao" iny milaza ny momba an'ireny tantine tsy manaiky ho antitra ireny! lol
Fa samy manao izay mahafalifaly ny fony io zalah! :D
6. Veloo ( 17/02/2006 18:53)
7. Lejim ( 17/02/2006 19:02)
Ary i veloo toa poika maso hatrany rehefa zah no miteny? Misy olana angaha?
8. sonwin ( 17/02/2006 20:59)
maditra indray leisy asaina miteny dia tsy manao poika maso izy a :^)
9. akamatiana ( 17/02/2006 21:06)
xxx fa aona klou nahitan'toi we string nanaovany euuh!! , he he he nanisy an-jabofy antitsa njay ixxx kole :-D:-D:-D
10. fijo ( 17/02/2006 21:26)
tsy hitako mihintsy ny olana aloha e.slipo iny ko,
11. zakilinina ( 17/02/2006 22:20)
Manahy ihany aho rankizy fa ndrao dé antimaola izany.
Tsy aleo ve mitafy lamba toa an-drazakilinina !
12. diamondra27 ( 17/02/2006 22:38)
f'angah refa antitra tsy mi-mola tsony fa maty le izy?:@:@:@:@:@:@:@
13. lapino ( 17/02/2006 23:25)
akamatiana < de any anaty rer ve?! Danzz ndray zany!!! :lol::lol:
14. pitchou ( 18/02/2006 03:32)
ahoana trokou klou no nahitan'i xxx azy e? tena nijabaka tao lery zany an!
fa inn kou moa ny probleman'i xxx raha te-hi string izy?
15. akamatiana ( 18/02/2006 04:28)
pitchou zany waa , efa nahita tsirony lery de te hiaro gamba :-D:-D

lapino :lol::lol:
16. kala ( 18/02/2006 05:28)
ahan!:wink:
tsy hitako aloha ze olana raha :
-mbola ao tsara ny bikany (:idea:fasaly)
-ilana @ fitafiana anaovany le string (:wink:resaka sitiringy ary ambadika ary)
hummmmmmmmmm tsy natokana hoan'ny tanora fotsiny ange reny ê!
:D:D:D hay moa resa-dehilahy ity

17. dadabe ( 18/02/2006 05:41)
marina izany ry kala a

tsy blem io hoaa !
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 18-02-2006 02:38:16
Lohateny : Re : vehivavy antitra mbola mi string!!!!
f'angah refa antitra tsy mi-mola tsony fa maty le izy?

humm toi indray no hitarika ahy hifoka eto a, nefa zah efa koroaa bleu:°)
18. vale ( 18/02/2006 22:03)
e,e,e, mba mahita ko alony ny masondry xxx izany eh:lol::-D:-D
19. Veloo ( 20/02/2006 01:44)
sonwin a 8O
lejim a dikan;io anie gaga e8O
20. Lejim ( 20/02/2006 01:47)
veloo, ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2331