misy signe extérieur ve ahalalàna...

21. zazafaly ( 15/02/2006 07:09)
tsy misy an'izany signe zany io retsy a! ny tsotra de anontanio izy e! we te hiray ve tena sa tsy ??:o:*
DE EO VAO METY ho hita le izy we ,oui na non!
fa tsy misy an'izany mipelipelika zany ! tsy toutou izy io anié!
22. Dezy ( 15/02/2006 09:18)
aza kizitina wa hihihihi,:-D:-D
23. mandrindra ( 15/02/2006 13:21)
fasaly:

sady tsy ho tratranzany signe ratsy zany mintsy ny vehivavy e! hitany foana ny solution raha tena poritra be izy, misy irony hatao hoe vibro irony de vita ho azy ny tantara maka toerana mangina de lasa zao:wink::°)

noho izany ny signe izany dia jerena ny anaty poketrany, ka raha manana vibro izy dia tsy ampy mpitaingina izany:D

24. fasaly ( 15/02/2006 16:32)
mandrindra a! tena misy karazana string avec vibro de efa any anaty silipo any izy izay e! il suffit pousser sur on de efa lasa zao tsy misy mahalala mintsy an! tsy ngedabe akory lay izy fa otran'ny forme tantely zay e! mirazona tsara, de misy koa karazana irony boule kely atsofoka any de ny tadikely sisa tavela ivelany aty de plus enao mi bouger plus mi vibre ao anatiny ao lay izy, ka raha mifanena am vevavy nareo ka tena salanitra be de efa ao raha zay.....!è gadgets reny e! fa misy ny sekeretera mitondra vobor anaty poketra ka! de rehefa vitsy asa de mieritreritra sakafo eo de efa lasa zao ao am birao ao!:°):wink:
25. fijo ( 15/02/2006 21:22)
fasaly an,sao lasa lavitra loatra kosa izany kle.
26. fasaly ( 16/02/2006 05:28)
:wink:
27. xxx ( 18/02/2006 19:09)
fa hono ho aho ry fasaly,tsy raha2 be ve izany string misy vibro izany,raha zatra an'izany ny sipa de tsy maheno fy intsony rehefa lalaovin'ilay bandy ne nazy,izay no maharatsy ireny vibro ireny ;ary mba misy mpivady ve ry fasaly mampiasa ireny vibro ireny;
28. andry44 ( 28/02/2006 18:18)
maharaka mihitsy anie ry Fasaly izany e!raha sanatria lasa any lay zavatra tazonina@ tady kely tsry raharaha be ny haka ary any?:-D:-D
29. fijo ( 01/03/2006 04:52)
xxx hafaka milalao koa ny mpivady ka
30. rakekely ( 01/03/2006 05:25)
misy fomba maro ahafatarana izany fa saingy ny kolontsina nitaizana ny malagasy no tsy ahafan'ny vehivavy manambara izany
hita soritra eny à fihetsiny koa izany indraindray
aza adino fa tsy ny lehilahy ihany no mila vehivahy fa toy izany koa ny vehivavy
:-D:-D:-D
31. fijo ( 02/03/2006 04:50)
ahan mifampitady ao izany ny rehetra e,ty nenao de aiza ny ahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1058