misy signe extérieur ve ahalalàna...

1. xxx ( 13/02/2006 21:56)
misy signe extérieur ve ahalalàna fa tsy ampy firaisana na te hiray ny vehivavy iray!!!!
novalian'i fijo ny 02/03/2006 04:50
2. Herimiafina ( 13/02/2006 21:59)
Misy marobe kah! Mijery derriere-na bandy izy ohatra! Kizitinjitina toy ny bandy mitohana ihany! hehehehehe=))=))
3. mbositra ( 13/02/2006 22:26)
rehefa tsy ampy firaisana izy dia alefaso any@ fivondronana,faritany, sns e
4. Ragadona ( 13/02/2006 22:48)
D tsy azo anaovana kivazivazy ....
5. gasypantin ( 13/02/2006 23:28)
mijerijery foana izy !!!io no tsy mamitaka mihintsy
6. jennifer2 ( 13/02/2006 23:59)
hummm.
7. tynede ( 14/02/2006 07:04)
:-*
8. lemenakely ( 14/02/2006 12:05)
rehefa milalao ny p...iny izy rehefa ao ampandriana io no signe tene tsy mamitaka mihintsy
9. maelys ( 14/02/2006 12:40)
inn ty p... :?
10. lemenakely ( 14/02/2006 14:04)
pénis re e lat....a
11. Herimiafina ( 14/02/2006 14:35)
Efa eny ampanjiana ve izy ry lemenakely de mbola tsy ampy foana klé, hehehehe:-D:-D
12. Alifa ( 14/02/2006 16:20)
nnnnnnTTTTTTTTTttssssssss!
....tsy hitanao mihintsy zany ry tsamy a! ,,,, zany signe zany ... haianay vevavy tsara ny manfian io ,,, ngaha zahay oh ny ny lehilahy !!!!!!:D
13. fasaly ( 14/02/2006 16:41)
sady tsy ho tratranzany signe ratsy zany mintsy ny vehivavy e! hitany foana ny solution raha tena poritra be izy, misy irony hatao hoe vibro irony de vita ho azy ny tantara maka toerana mangina de lasa zao:wink::°)
14. Herimiafina ( 14/02/2006 16:52)
Misy signe extérieur de mora hita raha mahay mandinika kah! hehehehe:-D:-D
15. mimiso ( 14/02/2006 18:14)
:-w
16. zakilinina ( 14/02/2006 19:51)
Mba liana loatra ianao izany andriamatoa xxx !
Aleo anay ny anay fa aza idirana lalina.
17. victoraz ( 14/02/2006 20:43)
misy kah,mipelipelika,mitsikitsiky sady any @ braguette foana ny maso raha mifanena @ bandy, immaginez anie hi hi hi! sao anareo vhivvy tezitra fa tsy anareo rehetra, fa ny sasantsasany.;-)
18. fijo ( 15/02/2006 04:33)
ny tena ahalalana azy ve,hummmm signe ka
19. akamatiana ( 15/02/2006 05:16)
oujyyyy fa nga mahafaty ilay tsy ampy firaisana klou euuh!! Fa ra te hiray ny sipa tsita ety ivelany zany ,afa nenareo bandy refa mahita sipa tonga de mitsiriritsa de manonjo be le fika wee heyyyy zah te hiray :-D:-D:-D
20. soasoafy ( 15/02/2006 05:51)
Ny vevavy ange mataty e,fa nareo lela no tsy mataty, dikan'izany tsy voatery hisy signe zany ,ny lela hono misy manjavona ny maso refa tsy maman ,ny vevavy tsy voatery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5211