14 fevrier

1. akamatiana ( 13/02/2006 15:34)
2. hery ( 13/02/2006 15:43)
3. pissoa ( 13/02/2006 16:03)
Tsay eeee - tsy maintsy hitady bandy ihany fa mahafinaritra ery ny mijery anareo izany :-* :-D:-D:-D
4. akamatiana ( 13/02/2006 16:26)
5. akamatiana ( 13/02/2006 16:29)
hery tsita tsara le soratra nataoko kle!!
6. fiaritiana ( 13/02/2006 16:30)
Adinoy ny disadisa
Fa androany fetintsika
Fetin ny mpifankatia
Isika hiaraka ho doria
...
Bonne fete daholo e!dé amin ny manaraka ny tohiny!!:-*
7. cutie ( 13/02/2006 16:35)
akamatiana,happy valentine's day kou njy :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
8. laracroft ( 13/02/2006 16:37)
hihi Merci akamatiana, de mirary fety mamy be kou ho anareo 2 an:wink::-*
9. fiaritiana ( 13/02/2006 16:41)
ANIO...

Meteza ianao anio
Na ho mandrakizay
tsy mampaninona ahy
Ho fifalian ny foko
Hamborahako toloko

Meteza ianao anio
Hihaino ahy hilaza
Na androany fotsiny aza
Ilay fitiavako anao
Izay ao am-poko ao

Iriako dia iriako
Ny haheno anao hiteny
Ireny fitiavanao ireny
Faniriako ny hahalala
Raha mba izaho no "malala"
Ilay tokanao tsy foy
Ny adiadintsika adinoy

Meteza ianao anio
Meteza koa rahampitso
Mba ho olon-tiako
...

14 fev 2006
Fiaritiana:-*:-*
10. akamatiana ( 13/02/2006 16:41)
cutie :-*:-*:-*:-* njy a
11. fasaly ( 13/02/2006 17:32)
(l):-*:* dooly e! tsy natokana ho an'ny coupla ihany e! ho anzay mahatsiaro mifankatia rehetsa(l)(l):-*:-*:*:*
12. lapino ( 13/02/2006 21:31)
14 Février 2006
Talata gorobaka dôli dôli 'ndray zany

Fiaritiana, milay be le tononkalo fa misaotra e! Sady mety atao par correspondance raha ohatra an'io, rehefa tsy tafaraka.
Raha tohizana manko le tononkalon-dry dia tsy mety par correspondance intsony. :snif::snif:

"Meteza ianao anio ... meteza koa rahampitso" :wink:
13. Lalah ( 14/02/2006 01:52)
Zay ranga tsy manana fa aza manao zay mampalahelo anay an, ny anay lasa ny olona
14. mamzelkely ( 14/02/2006 06:05)
tratry ny st valentin dôly ee:-*:-*:-*:-*:-* de mafinaritra be dôly le sary za ko ve mahazo mampiditra :°)
15. ari.malala ( 14/02/2006 06:08)
in no hampidirinjy eo e, ataovy fa aza ierana e :) :-* manaova fety milay b daolo eeeeeeee
16. mamzelkely ( 14/02/2006 07:07)
ka za ts mahay mampiditra an le sary kooo:(:-D:-D
17. sonwin ( 14/02/2006 07:51)
f'in moa ny tena atao amity andro ity e?:roll:
18. mamzelkely ( 14/02/2006 07:53)
zay tina ka fa normalement mifankatia:-D
19. Herimiafina ( 14/02/2006 16:08)
(l)(l)(l)(l)
20. fasaly ( 14/02/2006 16:10)
:-Dtaoza njay ary sonwin tsy nahalala ny saint valentin sa any amin'i ry rainiboto any tsy mifety an'io toa fanina be toi zany:-D:-D

lalah eo aza fa mba mifankatia miaraka aminay ato dooly toi e! :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4325