Fiarovana

1. nolalaina ( 10/02/2006 08:26)
Androany tsika rankizy dé hianatra ny momba ny fiarovana ... (ouz ramsé)
- Parapluie fiarovana @ pluie
- parasol fiarovana @ soleil
- sns...
misy afaka manomé ohatra hafa kou ve @nareo???
Nitsangana Bedada sady nilaza oé..... Parallèllll... msé!!!

(avy ny ti-tan lery t@io :-P )
novalian'i Veloo ny 17/02/2006 18:09
2. pissoa ( 10/02/2006 08:56)
:-D:-D:-D:-D
Dia mbola i toi ihany ry bedada no resaka atao a 8)
3. lanto92 ( 10/02/2006 09:01)
:lol:
4. Fiffi ( 10/02/2006 09:20)
ny pataloha fiarovana tsy hidiran'ny rivotra :-D:-D:-D:-D
5. lapino ( 10/02/2006 09:29)
Tsy aleo parazervatifa ?
6. maelys ( 10/02/2006 09:36)
:-D:-D:-D:-D
7. dadabe ( 10/02/2006 10:32)
nolalaina> humm toi kosa ee:-w:-w :-$:(
8. kala ( 10/02/2006 11:01)
anjay
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
cible foana dadabe ê tsy ampy an'ity:*:*:*:*:*:*:*:*:*angamba...
avia aty de atsofohy le para miady @ aretina vitoaly ê:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
9. sonwin ( 10/02/2006 11:05)
:-D:-D:-D
10. kala ( 10/02/2006 11:14)
anjay
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
cible foana dadabe ê tsy ampy an'ity:*:*:*:*:*:*:*:*:*angamba...
avia aty de atsofohy le para miady @ aretina vitoaly ê:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
11. mamzelkely ( 10/02/2006 11:26)
de mbola ti-tan njay ve bedada amizao efa asina para...sady kala io efa manome toky :-D:-D:-D:-D
12. ari.malala ( 10/02/2006 12:18)
:-D:-D:-D
13. Bariry ( 10/02/2006 13:36)
:D:D:D
14. zoum ( 10/02/2006 14:13)
nolalaina an!
fiaro sady homana e!:roll:
15. Lejim ( 10/02/2006 19:16)
ary mba efa henonareo ilay resaka anti
Dia hoe anti hono midika miaro na mistipaka (contre).
Lasa ary ny examples:
anti-corps
anti- balles
anti- christ
sns, dia samy nahita example doly ny iray kilasy, fa i Bozy sisa tsy namaly. ' teo i kala nieritreritra dia farany izy nahita anankiroa be mihintsy:
-anti-bavy
-anti-dahy
-:roll:
ho anareo tsy mahay, antibavy dia midika vavy antitra, ary ny anti-dahy lahy antitra any aminay any. lol
16. Veloo ( 10/02/2006 20:38)
17. Lejim ( 11/02/2006 15:54)
F'angaha tsy mazava ny ahy? lol, well hahaha
18. Veloo ( 12/02/2006 01:35)
ie:-D:-D:-D:-D
19. sasa ( 13/02/2006 03:38)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. ari.malala ( 13/02/2006 05:11)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1271