Tandremo ry zalahy an !

41. ari.malala ( 17/02/2006 11:44)
mba teneno re ry watafon rah hainao eee
42. lapino ( 17/02/2006 11:49)
pissoa< ilay hoe "teny tsy fantatro" no mampmé an'ah ka! :-D:-D:-D
43. pissoa ( 17/02/2006 14:43)
Hain'i wata angaha? Izaho aloha tena tsy mahay e!
lapino, hita fa tsy fantatro koooo, memezanao indray zah 8O
:roll:
44. dadabe ( 17/02/2006 15:30)
hihih:°):°)
45. Veloo ( 17/02/2006 18:29)
hihihih:°):°):°)
46. mirana5 ( 24/02/2006 19:59)
efa fitenenana elabe tany @ tanana ry reto io "tavarawara" io a, entina milaza an'i leiry, i ranamana, zay ry reto a!:-D:-D:-D
47. dadabe ( 25/02/2006 15:03)
zah tsyb kopy satria zah tsy namaky ny size e:°)
48. pissoa ( 25/02/2006 15:29)
Dadabe
mirana:
nihinana ny tadikiraron-dray tavarawara k'ity, tsara zay
dia tsy haiko wa ny dikan'io!
Mirana, mbola tsy azo foana kah :roll::roll::-D:-D:-D
49. dadabe ( 25/02/2006 16:13)
zah koa tsy kopy an'izany le , humm mitovy isika 2 izany :wink:
50. watafon ( 26/02/2006 07:29)
mirana, zay vao mazava k !
pissoa, lery zany no tianay hambara e!
51. dadabe ( 26/02/2006 11:25)
ataovy teny gasy amin'ny sisa razoky fa zahay tsy kopy a

ndeha hampiditra ihany ko zah de ataoko @ teny sinoa kleaza
52. Veloo ( 26/02/2006 20:23)
dain ko ty dadabe mitomany ho iza tsssssss
wata aleo amin'izao lety a:wink: rehefa tsy mi-kopy dia aleo any ny sasany miteny @ teny afa tsy misy miteny knou:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.265