Tandremo ry zalahy an !
21. Veloo
(
10/02/2006 20:44)
wata a tsy misy tsiny mihitsy lesy a betsaka ny ankizy ato miteny anglisy tsy misy koi knou :roll:
wata :-*
wata :-*
24. Veloo
(
12/02/2006 01:43)
wata a tssss inn ko no raran-njy an;'izany izy io anefa miteny frantsay atsy ambadika atsy tsy misy miteny zany aloha amiko dia tena tsy rariny e...
wata:-*
wata:-*
29. pissoa
(
14/02/2006 16:38)
mirana:Ary ndroky miteny amin'ny teny tsy fantatro an :-D:-D:-D Inona kay no dikan'io :roll::roll::roll:
nihinana ny tadikiraron-dray tavarawara k'ity, tsara zay
32. mamzelkely
(
15/02/2006 06:03)
naameko anjy ihany ny dikan'io ry pissoa fa za ts mahay traduction ôtsan'izao :°)
33. Veloo
(
15/02/2006 15:09)
pissoa an3 tsy aiko ka ka zay ilay mampime azy wa otrany mibredika izy :-D:-D
mamzel inn aky ny dikany? :-D:-D:-D
mamzel inn aky ny dikany? :-D:-D:-D
35. lapino
(
15/02/2006 18:28)
pissoa:
mirana:Ary ndroky miteny amin'ny teny tsy fantatro an :-D:-D:-D Inona kay no dikan'io :roll::roll::roll:
nihinana ny tadikiraron-dray tavarawara k'ity, tsara zay
=))=))=))
37. mamzelkely
(
16/02/2006 06:10)
pissoa< vizana eo io masonjy io ra hiandry ana hitraduire an'io fa ts haiko io :°):-D:-D
39. pissoa
(
16/02/2006 17:21)
Mandra-pahatongan'i mirana5 izany, na olona hafa hanazava an'io dia :roll: fona
