poopy syny tarehiny

21. Samoana ( 09/02/2006 11:55)
Adinonareo ny anjara toeran'ny vady aman-janany maha-tanora lalandava azy:D
22. fasaly ( 09/02/2006 14:31)
:°)
23. Veloo ( 09/02/2006 20:34)
samoana tsy azo lavina mihitsy io a..
Jenny a njy mba efa ni-comparer anjy sy ny kala mitovy taona @ njy? big difference right? :wink::-D:-D:-D
24. chipie1 ( 15/02/2006 16:15)
:-P
25. Veloo ( 15/02/2006 20:21)
:P:P
26. ninimalala ( 16/02/2006 11:35)
Amiko aloha Poopy no mpihira vehivavy ankafiziko indrindra. Ny tarehiny tsy miova na hoe tsara aloha an, angamba rehefa ankafizina de tsara foana izay lay hoe 'zay tiana mitombo tarehy.:?
27. BIX ( 21/02/2006 06:34)
ka ny tena mahagaga ange re olona de ny vazaha no tena ataoko hoe ampy ny fitaovana entina mikoja fa ny gasy aza toa somary tsy dia maharaka loatra io zavatra io eh ! tokony hoe ny vazaha no tena lafatra raha ny teknolojia hananany eh ! nefa de ny gasy izany no tena mateza roitina hahahahahaha gasy ry dada ka manja indrindra fa i poopy hi hi hi hi hi mizesta be zao izy raha mahita ity kozy ity !!!
28. Veloo ( 22/02/2006 02:41)
ny oditra vazaha sy ny gasy tsy mitovy voalohany indrindra...ny vaza mora antitra:-D:{:-D:-D
29. jennifer2 ( 22/02/2006 02:55)
Veloo a1 efa tena nanao fampitahana mihitsy aho ka! ny ankizy zandriko 9 taona zao no mitovy amiko!
30. chipie1 ( 22/02/2006 14:15)
ndray ao oe jerena zany ry jennifer2:lol:
31. pif ( 19/03/2006 11:24)
ianao angaha manao beaute
32. fytiana ( 28/03/2006 21:34)
Marina kosa aloha fa mihatanora izy é. Fa iy tsy manao an'lé mitomany tanora otran'i B..o nefa samy mitovy taona izao ihany. Za alo mankafy an'ny sanganasa an'ty mpanakanto ty é!!!! Fa izy maontina ra teo
33. shmaisrael ( 08/12/2014 15:19)

Kadoda:

Izaho indray anefa maheno fa mikarakara bika sy tarehy mihitsy izy ary izay no tena asa manavanana azy, raha ny henoko aloha an. Fa iny tarehiny nisy tasy iny hono t@izy niteraka ilay zanany farany dia tsy afany intsony fa lasa ohatra ny haingony indray aloha e.


Tsy mikarakara tarehy i poopy ka... mifady zavatra betsaka fotsiny izy.... tsy tia mihositrositra koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3609