poopy syny tarehiny

1. BIX ( 07/02/2006 06:33)
slt daholo an ! mahagaga hoa ny tarehin'iny zazavavy iny fa tsu miova contraire aza fa toa miha tanora ra kalakely raha mijery ohatra za mety ho any amin'ny 40 de + any izy, maro koa anefa ireo artiste sangany aty aoriana zay mbola hita tokoa ny mahazaza azy ohatra nanie , lalie,lova rakoto,bodo,ireo rehetra zazavavy kely taty aoriana sns...toa lasa mitovy taona aminy daholo mitovy fahanterana izany eh! fa izy toa eny ihany tsy hantitra mintsy na hoe ahoana izy aza toa voa mainka miha mahay mandihy amin'izao fotoana izao misy fomba hitaizany ny vatany syny tarehiny ve sa ahoana eh eeeehhh
2. xxx ( 07/02/2006 06:57)
ka izy tsinona manja ka

anjekaky oo
3. Fiffi ( 07/02/2006 07:08)
BIX: isika malagasy aloha dia malaza fa tsy mba mora tratran'ireny "ride" ireny tahakan'ny vaza ohatra. Ry zareo vao feno 30 taona na mbola kely taona nohon'io aza dia indreny fa tonga ny "ride" dia mampiasa an'izao zava-doza manimba tarehy izao. Ny gasy dia mahay mihaina @ fahalaminana eny na dia sarotra aza ny fiainana. Ohatra fotsiny ity: rehefa misy masoandro ka na mijery lalana aza dia ny vaza ny fomba fijeriny dia mikaikona be ny tarehiny , na mitondra fiara , na mamaky gazety , izay jerena rehetra sns.... dia hakikona foana ny tarehy. Ny gasy dia tsy manao an'izany fa dia lasa ho azy ny endriny mitonona tsara ka aza gaga raha tanora foana no fijery ny olona e! indrindra moa ny tovovavy:-D:-D
4. xxx ( 07/02/2006 07:10)
ie za koa aza mbo gaga
xxx> elah io an :-D

sw
5. ANARIM ( 07/02/2006 08:05)
hihihi, mitsiky dia ampy hahatanora lalandava e!
8O:D:P:o:*
6. rurik ( 07/02/2006 08:14)
Fiffi sady ilay oditra koa tsy mitovy ka ny oditra fotsy ohatra ny vazah mora ahitana tasy sy rida sady ny atsika ny oditra special :-D:-D:-D:-D gasy ka manja :-*
7. Fiffi ( 07/02/2006 08:32)
ANARIM: marina aloha io an! :D:D:D
rurik: ie! tsy mitovy ny oditra , ndry ve efa nahatsikaritra ny vaza rehefa mijery zavatra ireny ry zareo dia mikaikona be ny endriny ? sady manao tarehy ratsy be ery no ny vava misokatra be :-D:-D:-D
8. Mija ( 07/02/2006 10:00)
ah!! mahay mitondra tena izy no mahatonga zany â, mahafady zavatra betsaka , moa sariaka lalandava koa eo amin'ny androm-piainany
9. majakely ( 07/02/2006 10:13)
ANARIm ,,le mitsiky hono mapisy ride kou ,,,,hihihi:-D
10. Kadoda ( 07/02/2006 10:29)
Izaho indray anefa maheno fa mikarakara bika sy tarehy mihitsy izy ary izay no tena asa manavanana azy, raha ny henoko aloha an. Fa iny tarehiny nisy tasy iny hono t@izy niteraka ilay zanany farany dia tsy afany intsony fa lasa ohatra ny haingony indray aloha e.
11. fasaly ( 07/02/2006 16:36)
bix: ka i poopy mince mince ka! fa i nannie kosa nge tena lasa novoraka be e! de lasa antitra lotsa njay:wink:
12. Veloo ( 07/02/2006 16:39)
mario tsara ko anie fa i poopy sambatra e... no sady sur mihitsy aho fa mahay mikarakara tena izy... fifaliana sy fisikina, sy fitiavana an'ilay asa atao tena important be eo @ tarehy ny vavy...
ary ny oditrin'ny gasy vavy anie mandimandina fona e ka sarotra antitra hihihiih
MISOTRO RANO FONA RY RETO a, dia mila matory tsara fona fadio ny ny miandry faty sy ny night club :-D:-D
13. fasaly ( 07/02/2006 16:41)
lay tasy am tarehiny njay toa henoko hoe tumeur hono! tsy haiko ka!:roll:
14. hesham ( 07/02/2006 18:37)
Mila vonjy sao mba misy manana adiresin`i poopy na tel SOS fa kely sisa de ho antitra .:-D:-D:-D:-D:-D
15. fasaly ( 07/02/2006 18:47)
:^)
16. Veloo ( 07/02/2006 19:44)
8O hesham fa ahona aky? :-D:-D
17. mimychou ( 08/02/2006 08:03)
poopy no mpihira tiako indrindra, izy koa manja rahateo,saingy reo hirany taty aoriana betsaka ratsy!:-D
18. fasaly ( 08/02/2006 13:59)
:°)
19. Veloo ( 08/02/2006 20:42)
mimychou 8O de ahona oy injy @ ilay hira oe sambatra?:roll: tsara be knou
20. jennifer2 ( 09/02/2006 01:26)
Mmm, poopy, mpihira tena ankafiziko tokoa! sady manja izy no tsra no tsy haiko intsony e!
Fa izy toa henoko hoe manana salon de coifure sa fanaovana maquillage mihitsy, eny ambondrona angamba izy izay! tsy tatidiko!
Fa ny gasy special mihitsy ny tarehiny!
Fa ny vazaha koa @ le fotsy be de tsy mahatanty hazavana ny masony e! toy ireny bobo ireny tsy mahazaka hazavana be ry zareo!
de zany no hanaovandry zareo madness ( sady hajejoana no protection ny azy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2634