DIEM : Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara

1. hery ( 06/02/2006 21:53)
Araka ny fanirian'ny namana vitsivitsy dia natomboka ihany koa ny Tetikasa DIEM izay hametrahana tsikelikely ny Baiboly amin'ny Dikanteny Iombonana ho azo vakiana eto amin'ny Internet. Ny toerana anangonana izany amin'izao fotoana izao dia ao amin'ny baiboly.serasera.org koa manasa antsika izay manana ny Baiboly Dikanteny Iombonana mba handray anjara... na dia andininy roa isanandro ihany aza.

Nahitsin'i hery
novalian'i moi ny 16/02/2006 09:32
2. dadabe ( 07/02/2006 04:42)
tena milay izany hevitra izany , saingy izaho tsy manana DIEM aty fa any dago
dia mirary ny ahavitan'i DIEM serasera e
3. Mifenty ( 07/02/2006 10:12)
ra mba misy afaka mandefa anlé baiboly io aty amiko kou de afaka mandray anjara bobaka aho kle.

milay mitsy ty hevitra ty
4. jentilisa ( 09/02/2006 13:09)
fa mavesatra ilay diem an! zah aloha hamita ny an'ny katolika e! angamba afaka herintaona any! :°)
5. bichette ( 10/02/2006 13:06)
tsara kosa iany. Misaotra e . tsy manana DIEM aho indrisy
6. naritsimba ( 15/02/2006 04:30)
Zà manana fa mbola ny Testamenta vaovao fa tsy ny Baiboly manontolo.
7. moi ( 16/02/2006 09:32)
Tena mba tsara ity toro-làlana ity...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5522