mba ahoana kay?

21. fasaly ( 05/02/2006 17:46)
:oops: tsy menatsa ka! sady mandoto drap be nge e!:°)
sady lay tache na rà tena sarotra afaka be:wink:
22. Veloo ( 05/02/2006 22:33)
tsssssssss ratsy ndray zany ka:-P:°)8-)
23. vegas ( 06/02/2006 01:09)
Tena tsy vitanareo ve ny miandry kely e?
Miandry kely fotsiny nareo dia:
- tsy misalasala ny tanana refa hangarona
- tsy mieritreritra ny hampiasa preservatif
- tsy hisy tache mena ny drap sns
- tsy hamofona ny efitrano
- tsy mampaninona koa na hanao biz ao mintsy aza
.... mba madio no tiko tenenina.
Na de efa mamba be takininona aza ve de tsy ahandry andro vitsivitsy. Asio lalaovina fotsiny danibe klou a.
24. diamondra27 ( 06/02/2006 05:49)
ary raha hoe: tsy nahafantatra 'zany le kof de novitainy hatr@ farany le fika, de nalàny @ zay fa efa en extase ,jereny avy eo:8O, f'angah chérie(l)(l)(l) mbola virj? :-D:-D:-D:-D:-D
25. majakely ( 06/02/2006 08:17)
diamondra27... tssss ,rah tsy inona kou ,,ngah le rà ihany no midika hoe virja ??' hihihi,,na efa globaka be ve de efa zay zany ,,juste hoe le rà ihany ??hihihihi....
26. parazy ( 07/02/2006 05:10)
Diamondra tena marina ny andry fa tena efa nahita kofa nanao zany aho hoe vao ho regle(1ere js ) ilay sipa dia nanao rapport zareo kay lasa ny an'ilay sipa dia nilaza izy hoe kay toi mbola virja an dia lasa love be ilay sipa e! fa angaha rehefa virje dia reveny kofa e! tsy azoko an!
Majakely dia mi existe akia io an! kozy e8)
27. parazy ( 07/02/2006 05:11)
28. lilbon ( 07/02/2006 10:48)
:evil::evil:zone rouge kle hi hi hi
toa tsy de olana ange le zone rouge e!:oops:
vao mêê aza malama tsara kle tsy mila preliminaire :roll::wink:tsony fa tonga de gô , le drap in1 tsy koi rangah fa à la guerre comme à la guerre a! asiana lafika io de bassy e!:):)
29. mandrindra ( 07/02/2006 15:59)
tsisy olana io ry dany ô, na mandeha ra io dia mandeha aty foana e. rehfa tsy any dia ataovy ary ilay lazain'ny sasany ao ambonimbony ao e, ny entrée de service koa mbola izy ka, na avy any ambadika io na mandeha helikoptera dia miditra avy any ambony e.
30. Veloo ( 07/02/2006 17:02)
:^):°)
31. lyiah ( 03/03/2006 08:00)
rehefa tsy mahandry ny kof dia ndana mipitsika fa mankarary rankizy ny miray mandrindra ny fadimbolana satria mety misy fiantraikany amin'ny fhasalaman'ny trano-jaza.amin'io mantsy izy no misokatra miray amin'ny ety ivelany ka raha misy spermatozoide tafiditra ao aminy dia mamorona hery fiarovana izy ka lasa tsy mety mandray spermatozoide intsony fa izay miditra de vonoiny amin'ny fiarovany.ka mety tsy hiteraka intsony ilay vehivavy.
Anontanio ny Dokotera spesialista raha te handalina fa aza manaonao foana rehefa tsy mbola mahalala sao hanenenana ry zazavavy fa ny lehilahy tsy te hi comprendre antsika fa ny mahaporitra azy ihany no fantany.Ka ampahafantaro azy raha tsy hainy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8044