mba ahoana kay?

1. danibe ( 04/02/2006 09:32)
mba ahoana kay ny zava-misy @ireny mpivady ireny rehefa tonga fotoana le madama?
mety sahirana be ve ramose satria:
mety mahakamo be le ra
tsy afaka manao firaisana koa
na tsy haiko koa ny zava-kafa
ary madama koa ve mety hahatsapa fahasahiranana?
novalian'i lyiah ny 03/03/2006 08:00
2. hery ( 04/02/2006 10:43)
Firy taona aloha i danibe? Inoako fa mbola tanora dia tanora :-) . Raha ato amin'ny resaka fitiavana no ametrahan'i danibe fanontaniana dia inoako fa tsy misy fahasahiranana mihitsy. Ny fanambadiana mantsy (anontanio anie i dada sy neny) dia fiainana mihitsy fa tsy izany ara-batana fotsiny izany. Tsy mahakamo be ilay ra satria tahakan'ny olona voan'ny sery ihany io. Zavatra natioraly.
Aza mieritreritra loatra ny amin'izany danibe fa rehefa tonga ny fotoana maha lehibe an'i danibe dia tsy misy olana mihitsy izany.
3. fasaly ( 04/02/2006 11:17)
hihihi! hay ve mbola tsy ampy taona i dany be e!
tsy misy olana less io a! miankina aminao fotsiny raha tsy te hibolisadisatra am rà ao ianao fa de andramo alou de ho hitanao e! ny vehivavy ndray amiko io angamba tsy de olana lotsa fa koa miankina am tsirairay raha mi gené azy lotsa, :°)
4. hesham ( 04/02/2006 14:53)
hihihi danibe an , asaivo sasany madio tsara alohan`ny hiray fa tsy ahita ra betsaka akory ianao refa miray avieo , fonosy sase ny an`i danibe amizay tsy rikoriko e hihihi . Refa tena may zay ange ny endimboanjo lasa fona zao na misy inona na misy inona e .hihihihihi , I don`t care ozy le namana 1 zay hihihihi
5. pissoa ( 04/02/2006 17:05)
Mbola danikely ony danibe ozy sefo :-D:-D:°)
6. Ralay ( 04/02/2006 17:32)
Andramo aloha ry danibe na dia tsy mbola manambady aza ise fa tsy misy mangidy tsy andramana e :lol:
7. majakely ( 04/02/2006 19:33)
zah klo tsy tiko le izy e,,aleo vita mintsy le zavatra vao lasa zaooo....hihihi
8. lapino ( 04/02/2006 20:29)
pissoa:

Mbola danikely ony danibe ozy sefo :-D:-D:°)

Mety kely taona fa be zavatra hafa an!! :)

9. Veloo ( 05/02/2006 00:37)
:°)
10. diamondra27 ( 05/02/2006 10:37)
fa ahoana kosa no le an'le lhl fona no fonosina fa mi-existe nge ny préservatif vhv e!tena tampina mitsy le rà @'zay

voaràra ao @ tenin'Andriamanitra ny miray mandritra ny fadimbolana
11. vegas ( 05/02/2006 11:27)
Aleo kokoa manao ilay preservatif lehilahy satria iny mba manarabatana tsara (justôkôr) fa ny an'ny vehivavy anie ka tsy milay sady manelingelina.
danibe> lavaka iray no migrevy ko inona ny olana? misy minimum de service ka. lol
12. fasaly ( 05/02/2006 11:52)
de lasa lavaka inona ndray ry vegas???izy danibe aza ity mbola kely kou am fomba ahoana ndray no mbola hitsapàny ny lavaka hafa any:roll:
13. valie ( 05/02/2006 15:28)

majakely>>zah klo tsy tiko le izy e,,aleo vita mintsy le zavatra vao lasa zaooo....hihihi


majakely mbola tsy nananjanjy fa anjamo, mlay b kou, amin'io tsin somary mafanafana tsara njy tena maazo fihiny tsara.
14. danibe ( 05/02/2006 15:28)
tena tsy mahay tokoa aloha aho e! kanefa manontany tena aho hoe: inona @ireto heitry ny namana ireto no tena tokony harahiko?:!:
15. fasaly ( 05/02/2006 16:01)
vale: hummmmmmm! mpakafy be nge njy zany e!:lol::P


danibe: andramo aloha de ho htanao ny hevitra alaina avy eo e!:wink:
16. Herimiafina ( 05/02/2006 17:07)
Fa matetika ho aho ny sipa kiriko be amin,ireny fotoana tonga ireny fa ny bandy tsy dia maninona loatra e! tsy dia mametraka olana! Tsy haiko! hehehehe:-D
17. fasaly ( 05/02/2006 17:14)
ka ny mahatonga nzany de zao: nysipa rehefa règle dia efa mi gené be iny izy mivoaka an'iny zavatsa iny de mbola ampiana tondraka be hafa ndray de tena......:°)
18. Herimiafina ( 05/02/2006 17:15)
Inona hono no maha-gené azy amin'izany ry fasaly? hehehehe:-D:-D
19. fasaly ( 05/02/2006 17:32)
somary manorisory mngdidy tsy mangdidy zany de tondraka mena be de mbola ho voatondraka hafa ndray de tena tondraka be de anay ny rihitra be....
20. Herimiafina ( 05/02/2006 17:37)
Sao kosa de hoe menatra amin'ilay bandy? hehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3631