ankamatatra

1. aristar ( 02/02/2006 19:31)
Manao inona no maimbo ny etotra ?
Valiny : ao aorina rehefa tsy misy mahafantatra
novalian'i Veloo ny 15/02/2006 16:14
2. Veloo ( 02/02/2006 20:09)
3. vancleef ( 02/02/2006 20:27)
Inona koa ity resak'etotra ity ?
4. Fiffi ( 03/02/2006 05:23)
5. sonwin ( 03/02/2006 09:52)
nidiridiry avao ny mason'ny mpitazana :-D
6. vale ( 03/02/2006 11:57)
aristar: tsy azoko tsara ny tinao tenenina?:roll::roll::roll:
7. pissoa ( 03/02/2006 13:02)
8. Veloo ( 03/02/2006 16:48)
sw :-D:-D:-D:-D kitako
8O8O
9. aristar ( 03/02/2006 21:24)
vale>zavatra ankamatatra ange ilay izy ê
valiny : amin'izay ny marenina mba mananaraotra koa (pour que les sourds en profitent)
10. sonwin ( 04/02/2006 08:12)
:-D zay vao azoko kle, averiko fa ilay hoe aoriana raha tsy misy mahafantatra ange ny valiny e :-D:-D
11. vale ( 04/02/2006 12:38)
aristar::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. pissoa ( 04/02/2006 14:49)
aristar =))=))
13. Veloo ( 05/02/2006 02:04)
za mbola tsy mazava:roll:
14. aristar ( 05/02/2006 06:08)
Veloo>Rehefa misy mangetotra mipoka be ireny ka tsy misy fofony dia ny marenina tsy maheno na inona na inona dia tsy fantany hoe nisy mangetotra. Izany no mahatonga ny etotra maimbo @'izay ny marenina mba afaka manontany hoe isy no mangetotra teo :lol:
15. sonwin ( 05/02/2006 17:29)
hetotra tsy tana tsy mba fahotana fa reglement ny fahasalamana
hoy ny dokotera ao Tsaralalana fa mahazo mangetotra ara-dalana
16. pissoa ( 05/02/2006 17:43)
Ka efa hoe ataovy maimbo ony fa tsy maheno ny marenina :roll::roll:
17. vale ( 05/02/2006 21:42)
sonwin::-D:-D:-D=))
18. Veloo ( 05/02/2006 23:17)
aristar misaotra aky a :-*:-*:-* zay vo azoko:-D:-D:-D
sw tssssssss mba atao mangingina kle...:roll:
19. sasa ( 06/02/2006 04:08)
:-D:-D:-D:-D aristar elah ity lesy klé
20. maelys ( 06/02/2006 06:49)
ty ndray hitako tam internety de mba adikako teny gasy e!

tafaraka reto beantitra telolahy:
- zà refa mangetotra tena mipoaka mafy be
- nenà ndray tena maimbo be
- nena sady tsy mipoaka no tsy maimbo !!!
de hozy le roalahy hoe : de inona fotsiny no antony hangetorana raha zany !!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083