Fitiavana sy fiarahana amin'olona vahiny hafa firenena

21. Vahinala
(
02/02/2006 08:02)
Sady ny fanambadiana hoa na olona mitovy culture aza tsy maintsy misy olana foana fa zany no fiainana, tsy misy olona hoe hifanaraka zany foana fa tsy maintsy misy ny tsy fitovian-kevitra, ka aza atao "base de problèmes" le hoe fahasamihafana firenena.

22. diamondra27
(
02/02/2006 08:44)
HM: 'za nga tsy tianao intsony? hihihi!!!:-*:-*
Za aloha mbola tsy ,niaraka t@ Canadien fa firenena hafa no efa niarahako an! gasy= HM, vazah, japs, afrikana, de inona koa re e! ....
Ny zavatra fantako aloha dia ilaina ny miresaka tsara sy mifankafantatra ny culture-ny Tsi-1-1; de ao ny toetra manokana, de ao koa ny fianakaviana, de ao koa zay projet ataonareo, de vinavinao raha mifanandrify na tsia @ ze mety ho zakanao ilay izy sao de diso fanantenana refa tena tafiditra ao.De aza misalasala miteny ny zavatra tsy tantinao. HUUUUUM
fa na de tena misy aza ny fitiavana indraindray ny iray lasa tsy mahatanty ihany @ farany (à long terme) de mampalahelo

23. rurik
(
02/02/2006 10:15)
Herimiafina sady ny manambady anie tsy we miaraka anio tonga dia mivady e mandritra ny fotoaan irahanareo tsimaintsy misy ny fomba hifankafahataranao @fianakaviany na ahafataranao azy bebe kokoa dia anjaranao ny mandinika azy avy eo na mifanaraka aminao ny fitondran'ny avany sy ny fitondrany anao, marina aloha fa misy ny tsy tia olona mainty na koa io resaka kiltiora lazainao io . fa tsy misy ataorana zany mifankahafatara tsara aloha dia eo ianao mahita azy na azo idirana na tsia ? fa raha misy aloha ny fitiavana eo @roa tonta dia na misy aza ny fianakaviana tsy makasitraka dia anjaranareo ny mandray ny fanapahankevitra ,raha mila evitra ianao dia manorata aty amiko tiky dia ampy :lol:

24. jeno
(
02/02/2006 12:07)
Marina daholo ny voalazan'ireo izay namaly eo ambony. Izaho dia afaka milaza aminao mametraka ny fanontaniana teo am-boalohany fa izaho dia ao anatin'io resaka io ka afaka mifampizara aminao ny traikefa efa niainana ary mbola iainana hatramin'izao. Ny fanambadiana olona samihafa firenena dia tsy misy olana mihitsy. Araka ny voalazan'ny teo aloha dia :
- ny fanambadiana dia tsy maintsy ahitana olana kely foana sy fahasamihafana foana na dia samy iray firenena aza (hoy ny teo aloha hoe mpiray tampo aza mbola ahitana olana foana.
- noho ny tsy fitoviana betsaka misy (différence de culture) dia tena ilaina mihitsy ny fandeferana avy amin'ny andaniny sy ankilany. Ary io no lazain'ny namana teo aloha hoe ilaina tokoa ny fifampiresahana mandrakariva. Raha misy tsy tantinao aminy dia tonga dia lazao azy ary izy koa aoka hanao izany fa io no tena miteraka ny "compréhension mutuelle" ary voalaza teo koa fa aoka tsy hafenina izay tsy tantinao satria rehefa be loatra ny miafina ao am-ponao ao dia tsy ho zakanao intsony amin'ny farany na dia be fitiavana aza ianao.
- marina mihitsy fa matoa ianao manam-bady azy dia efa mba nifankafantatra sy nandinika elaela ianareo. Noho izany dia efa mba fantatrao koa hoe manao ahoana ny fianakaviany sy ny fianakavianao satria dia mila io fandeferana io daholo na dia hatrany amin'ny fianakaviana aza. ianao tsinona tsy hijanona fotsiny ao amin'ny ankohonana kelinao fa hifanerasera amin'ny fianakavian'ny vadinao koa ka dia mila omaninao na omaninareo roa mialoha koa ny fianakaviana tsirairay amin'io resaka "différence de culture"io.
- farany dia maro dia maro tokoa ny différence de culture fa rehefa mba tsy dia grave loatra dia mahaiza mandefitra. Ho an'ny fombafomba tena goavana be ka tsy azo leferina kosa dia ilaina ny mifanaraka hatrany am-boalohany mba tsy hisian'ny olana rehefa tonga ao ianao. Ohatra fotsiny, ny resaka fivavahana izao matetika dia ahitana olana satria matetika ny vahiny dia tsy dia mivaky loha loatra amin'io, isika anefa notezaina tamin'io. Dia mila mifanaraka tsara momba an'io alohan'ny tena hivady hoe hataontsika ahoana ny zaza? Sns..... ohatra fotsiny ny ahy io.
Ka izy io ry zareo dia efa nolazaintsika fa ny fitiavana aloha no tena voalohany, mila fitiavana. Avy eo dia mila fifampiresahana sy fandeferana betsaka ho an'ny tsirairay. Tsy maintsy miara-miezaka ianareo roa fa tsy ny iray fotsiny fa lasa tsy mety. Raha voahaja ireo dia tsy misy mihitsy ny olana lehibe. Ny tena mampisy ny olana matetika dia ilay "coup de foudre" hoy ny fitenenana :D , vao nifankahita dia tonga dia "andao hivady!!", tsy nanana fotoana handinihana tsara akory ka tonga ao anatiny avy eo vao mahita ny "mauvaises surprises" rehetra.
Ataoko fa nanampy kely an'ilay nametraka ny fanontaniana izay voalazako teo.

25. jeno
(
02/02/2006 12:15)
Tandremo koa anefa fa na dia miezaka be aza ianao, rehefa ny ankilany koa no tsy te hiova amin'ny heviny sy ny culture-ny dia tsy misy azonao atao ka tonga ny olana.
Noho izany dia mba jerijereo koa ilay vahiny tianao hoe mba malala-tsaina ve izy sy ny fianakaviany ka hanaiky ny différence misy sa tsia.

27. Herimiafina
(
02/02/2006 14:51)
Dia misaotra antsika rehetra izany namaly.
Ny tena marina dia manana hypothèse izany izaho mikasika ny olana iray.
Mitaraina ohatra ny olona iray fa tsy fantany intsony hoe iza izy noho ny fahitany karazana kiltiora roa samy hafa, ary very ny maha-izy azy hono ka tsy zatra ohatra izy.
Amiko anefa, tsy dia misy mahasamihafa azy izany ny kiltiora raha amin'ny ankapobeny satria samy mihinana in-3 isan'andro daholo, samy mamtory samy mihinankanina, samy tia mandihy samy sns....
Saingy isaky ny misy olana, eny fa na dia olana ordinera be fahita andavan'andro amina couple aza dia io resaka kiltiora tsy mitovy io foana no lazaina fa antony satria izay no takatry ny saina akaiky azy indrindra e!
Tsy dia mitombina loatar aamiko koa io fomba fi-generaliser-na zavatra io hoe tsy mitovy kiltiora, sns fa dia miankina amin'ilay olona. Tsy question de NATURE na CARACTERE na PERSONNALITÉ izany ilay izy fa resaka ATTITTUDE fotsiny.

28. Vahinala
(
02/02/2006 16:07)
Izay ilay nolazaiko tery ambony hoe na olona mitovy firenena aza tsy maintsy misy foana ny tsy fitovian-kevitra ka ala_olana mora loatra izay hoe "différence de cultures" izay raha isaky ny misy tsy mety dia io no atao excuses.

29. rurik
(
03/02/2006 07:39)
sady io raha tapak' evitra ny hanambady olona iray ianao dia tokony efa mifankahalala tsara dia hitanao eo we mety ho zakan'ny tsenanao ve le izy fa tena misy aloha io resaka cultures io na koa ny resaka fanambaniana we mbola misy fahatarany ny gasy ohatra fa ny tsara dia mifankahalala tsara dia atao izay ahafatarana ny manodidina azy ny fianakaviana sy ny sisa dia anjaranao @izay no manapakevitra avy eo ,
dia iverenako @le we tsifatany tsony we iza izy na iza @ilay karazana cultures ny olona fiavian'ny olona dia samy manana ny cultures fa na isika samy gasy aza ohatrn'ny voalaza tery ambony dia samy manana ny fombany ohatra ny avy eo ampovoatany tsy mitovy éry zareo avy any atsimo ohatra fa ny fahaizana ny mihaino sy fahaizana mahay miara mihaina @olona sy ny fankatoavana ny maha izy ny olona iray no zavadehibe,ny roa tonta no tokony hanana io toetra io dia milamina ny rehetra. izay fa lava loatra :-D:-D

31. vale
(
03/02/2006 15:05)
Hoy i Diamondra: "fa na dia misy aza ny fitiavana ny iray tsy mahatanty rehefa ela no ela..."
Tsy tena TIA izany ilay iray manao izay nahatezitra amiko fa TIATENA dônky tsy FITIAVANA izany e (mety resaka fitiavana physique be fotsiny indray!).

32. fameusecousine
(
03/02/2006 19:25)
:-D:-D:-D:-D:-Dmarina ny voalazan i rurik hoe samy gasy aza tsy mitovy ...ary ahona ty HM hanambady ty kle ..de tsy misy manao vazy2 tsony zany ato sa ahona ...

35. fameusecousine
(
04/02/2006 02:02)
non non ..juste mba manohy ny tenin i diamondra ..za tsy polygame kooooooooooo..nefa tsy haiko mety azo dinihina zany any planeta hafa ehhhh:-D:-D:-D:-D bonne chance HM

36. Herimiafina
(
04/02/2006 05:00)
Fa iza no hanaiky idirandoza hanambady teo e? Tsy nilaza izany mintsy zah an! hehehehe:-D:-D:-D:-D

38. hesham
(
04/02/2006 15:20)
hihihihi aza adino ilay mifanaja dia aza afenina koa ny zavamisy rehetra sy izay ao amponao rehetra fa mandeha hoazy io na samy hafa ary ny culture nareo .
Fahitako le izy mety samy mihizingizina be nareo tsisy mandefitra dia mienjana be ny tady fa mandefera indraindray fa tonga saina ihany izy farany .
Mahereza eee

39. pissoa
(
04/02/2006 15:35)
Herimiafina, elah tady hanapaka lalan-dra an'olona an :-w :-D:-D:-D:-D