Fitiavana sy fiarahana amin'olona vahiny hafa firenena

1. Herimiafina ( 01/02/2006 17:46)
Lasa ho aho ny saiko ry zareo tato ho ato izay momba ity resaka hoe tsy dia tsara loatra ny miaraka amin'ny vazaha (ohatra hoe canadienne) fa hoe samy hafa be ny kiltiora ary mety hitarika olana izany, na dia misy aza ny fitiavana na avy any amin'ny andaniny na avy amin'ny ankilany.
Ahoana ny hevitrareo?
Inona ireo karazan'olana mety hitranga?
Inona no vaha-olana raha misy ny fitiavana?

Somary générale be ny fanontaniako fa kosa mba mila ny hevitrareo araka ny fahitanareo io resaka io araka izay zavatra efa hitanareo na niainanareo.:P
novalian'i jennifer2 ny 09/02/2006 01:44
2. pissoa ( 01/02/2006 17:55)
Tsy manan-kevitra satria mbola tsy niaina io tranga io :roll:
3. Herimiafina ( 01/02/2006 18:06)
:roll::roll::roll::roll:
4. pissoa ( 01/02/2006 18:12)
:roll::roll::roll::roll::roll:
5. mimiso ( 01/02/2006 18:36)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
6. Herimiafina ( 01/02/2006 18:46)
Mba omeo fanazavana moa tompoko fa tena vaky ny lohako klé, hehehehe:-D:roll:
7. Veloo ( 01/02/2006 19:05)
:roll::roll::-D:-D
8. fasaly ( 01/02/2006 19:20)
hery: io mandeha foana aky raha msiy ny fitiavana a! tsy misy olana zany, ny fitiavana tsy misy frontière kalou voalohany injinja, ohatra fotsiny any amitsika ny olona avy amin'ny cote ohatra tsy de mitovy fomba fiaina am olona avy ao ampovoany, kanefa misy ny mifanambady satria misy ny fitavana, ka aza asiana olana hoe tsy mitovy kiltiora zany fa rehefa misy lay tena fitiavana am roa tonta dia mandeha foana ny fiainana, mba kozy e! tsy ny canadiana iray no mila kisa de ho toy izay dooly izy rehetsa fa tsy maintsy misy olona afaka mifampizàra ny rehetra aminao foana fa mahaiza mifidy fotsiny aky:wink:
9. lapino ( 01/02/2006 19:45)
Aza dia pessimiste loatra ra-Herimiafina fa raha matahotra dia reveo miadana hijerena tsara ny fandehan'ny tantara.

Inona moa no mety ho olana e? Satria ve izy mety ho tsy tia Mahaleo? Sa manta ny vary andrahoiny?
10. Fiffi ( 01/02/2006 19:52)
Herimiafina: raha resaka kiltiora aloha dia tsy hitako ben'hiany hoe tena misy mahasamihafa azy e!
Raha ohatra izao hoe raisiko exemple aho an! raha niaina teto an-dafy efa ela be aho ka taty aoriana nanambady vazaha , mahay miteny frantsay zany aho , niaina taty efa ela ka aiko tsara ny kiltiora vazaha dia iaza ny olana ? tsy hitako mihintsy hoe ahoana no mampisy ilay olana . Rehefa mifankatia tsara dia mandeha ho azy io. Misy koa manko olona mitazona ary hikirizany mihintsy ny fombafombany nefa alohan'ny hivadiana anie dia efa niheritreretana avokoa izany e! ary koa nasiana vaha-olana raha tsy izany , raha tsy nisy ny fifanarahana dia tsy mivady.
11. Fiffi ( 01/02/2006 19:57)
Manarak'izany: raha nisy ny olana ka nisaraka , mety tsy hoe io kiltiora io no nahatonga an'izany fisarahana izany fa asa ah! mety hoe nisy nijangajanga ohatra na antony hafa eh! fa raha ny heritreritro aloha dia matoa ireo olona ireo nivady dia samy efa nandajadanja izany kiltiora izany .Hafa ny olona ny tavaratra ohatra , ry zareo dia manana ny kiltiorany hafa-kely mihintsy ary na izany aza dia matoa ry zareo nivady dia efa nandinika tsara an'io.
12. vale ( 01/02/2006 21:08)
fiffi::-*
herimiafina: marina aloha fa misy ary tsy maintsy misy foana ny olana satria olona roa samihafa fihaviana, ny zaza tezain'ny ray amandreny aza moa samy manana ny toetrany avy ary misy tsy mifanaran-tsaina na miadiady kely mihintsy aza :-D...nefa dia ray sy reny mitovy no niara-nitaiza, fa io kosa rehefa mifankatia tsy misy tsy vitan'ny fitiavana! ny zavatra iray rehefa atao AMPITIAVANA an, de mande foana kà! ny tena ilaina angaha raha tiana tsy hisy fiantrainkany any @ le fiarahana ilay resaka olana eo @ kiltiora dia ny fifankazaoana (mifampi-comprendre) nefa dia mbola mi-rima @ oe mifankatia ihany koa io, satria ny olona iray rehefa tia dia mi-comprendre foana! tsy haiko na azonao ny tiko hambara na tsia fa tsy vato misakana ny fifankatiavana mihintsy izany ny fihaviana samihafa (raha tena FITIAVANA , fa tsy fitiavan-tena :-D):wink::wink::wink::-*
13. Vahinala ( 01/02/2006 21:13)
Za manana namana iray mipetraka ao Paris mpiara miasa tamiko taloha, nanao "rencontres par internet" izy dia nahita tokoa, frantsay ilay bandy,tonga nijery azy tany Mada ary nifandray tsara ny onde, nifankatia tokoa ry zareo ka dia raikitra fa hanao ny raharaha. Ny olana kely nitranga am resaka culture ohatra d somary "gené" ilay lhl am fombantsika malagasy, toy ny vody ondry sns satria tany Mada no natao ny raharaha, somary niteraka disadisa kely teo amindry zareo 2 ilay izy satria tsy mahazatra an'ny vazaha mazava hoazy nefa sarobidy tokoa amintsika izany fomba izany. Vita ihany anefa iny nony avy teo, tonga ny fotoan'ny soratra sy ny fanamasinana dia isika moa hiara mahalala fa betsaka ny mpianakavy, somary niteraka olana indray koa satria efa nohzahina mba vitsy ny olona nasaina nefa ny vitsy amintsika 75 raha kely indrindra, any aminay hozy ilay ranamana tsy mila manasa olona maro be toy izany nefa moa niteny tsotra azy fotsiny ilay namako hoe tsy mitovy anie ny fomban'ny any aminareo sy ny eto aminay ary matoa ianao nanaiky hampakatra ahy dia tokony efa vonona satria efa nazavaiko anao dieny voalohany zany, raha misy fomba hafa any aminareo ka tsy fanaonay hozy, afaka manaraka soamantsara aho rehefa miteny ahy ianao satria hiaraha mahalala fa tsy mitovy ny culture ntsika. Vita soamantsara ihany anefa ny raharaha avy eo tsy nisy olana fa mba sendra nisy choc kely fotsiny ilay bandy teo amin'ny fahasamihafana.Amin'izao fotoana efa manajanaka ry zareo tsy misy blème tsony.

Ohatra akaiky kely io nomeko io satria za témoin tam raharandry zareo, ny tiako lazaina fotsiny dia hoe tsy maintsy misy kely foana ny olana madinidinika satria na samy mpiray tanindrazana aza anie mahita olana ihany indraindray e, fa ny fitiavana no mitondra an'io ary ny fifandeferana koa dia ilaina.
14. vale ( 01/02/2006 22:15)
=D=D:wink:
15. fameusecousine ( 01/02/2006 23:23)
tara amina canadienne nga i herimiafina de atao ahona ny gasy ehhh:-D:-D:-D..tsy olana resaka culture ehh..miankina aminareo io ...juste mila mireska tsra fa betska difference ihany manko ..raha quebecoise ohatra de independante be izy ..financiere ary carrieriste ..sinon fa mety canadienne koa anie raha gasy efa ela 2 taty ehhh...=((=((=((
16. maelys ( 02/02/2006 04:44)
Matoa nisafidy hiaraka amin'ny olona hafa firenena na hafa kolotsaina ny zvt tokony eritreretina voalohany de ny fomba hi-concilier-na(tsy voadikako am teny gasy) ireo kolotsaina tsy mitovy ireo. Ny dikan'izany de mila compréhension be dia be ny andaniny sy ny ankilany.Satria mety misy fomba zao mahasadaikatra na maharikoriko nefa efa zay no fombany ko atao ahoana? Anjaranao ze hiditra no mandanjalanja.
Ny fitaizana ny ankizy no tena mila fifantohana be satria tsy maintsy ho voazarazara ny sainy hoe inona no tena marina !
Manamafy ny voalazan'ny teo ambony hoe rehefa misy ny fitiavana de tokony ho mora ny handaminana izany.
17. sahala ( 02/02/2006 04:47)
(l)'zay le hoe le coeur a ses raisons que la raison ne connaît pas e! Ny "tena" fitiavana dia manjera ny barrière rehetra. Ka courage daholo e
18. akamatiana ( 02/02/2006 04:57)
Ny fitiavana tsy voasakana na innn , refa mifandray ny fitiavana d mifandray kou ny saina sy ny fomba rehetra .:wink:
19. fasaly ( 02/02/2006 05:26)
matoza mivady koa ange raha samy olona hafa firenena efa mifankazàtra alouha e de efa nifampieresaka ny kiltiorany avy dia ni fam coprendre, nifanaiky sns....fa aza asiana tahotra ry hery a! raha te haka canadiana inona no olana olombelona ihany iny, mety ho izay lay anjara lay resaka destin tary zany....injiko ihany no mitondra azy e! na ekna ou pas ekena lesssss.....:wink:
20. Fiffi ( 02/02/2006 06:50)
Rehefa tena hoe ao ny fitiavana dia mandeha ho azy daholo ny rehetra , ka maninona koa moa raha mba mianatra na manaraka ilay kiltioran'ilay ankilany ? @ izay mba niova e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.332