roland ratsiraka
22. Veloo
(
03/02/2006 17:00)
o ry kala fijo a dia lasa ratsiraka II ndray io ko inn ndray??? izy ve tsy hanaraka ny lohan'ny rahalahiny?:twisted::twisted::twisted:
23. fijo
(
03/02/2006 19:27)
veloo an,tsy rahalahiny ilay taloha fa dadatoany.ary tsy mbola haintsika na mifanaraka ry zalahy na ahoana.
24. xxx
(
05/02/2006 15:10)
Vaovao farany , hilatsaka hofidina filoham-pirenena ihany koa i Pety Rakotoniaina, efa manana base eran'ny nosy hono izy.
